Construction tsara fototra

Construction tsara fototra Vendre des produits pour la construction comme brique , gravillons , ....

25/12/2025

🤩🍯 Te hinana ny hamamin’ny fiainana ve ianao ? 🍯🤩
🎄 Ataovy mamy sy mahasalama ny Krismasy 🎁✨
🍯 TANTELY PURE 100% avy amin’ny Tant’Ely Shop
✔️ Voajanahary
✔️ Tsy misy fangaro
✔️ Tsara ho an’ny fianakaviana manontolo
🎁 Fanomezana lavorary amin’izao Noël izao ✨

📞 034 28 537 50
📩 Tongava hafatra miafina avy hatrany manao ny commande nao 🥰
✨ “Tant’Ely Shop – Tantely pure, mamy voajanahary” 🍯

22/12/2025

🍯 Tantely pure tena izy, voajanahary 100%
Vokatra madio, tsy misy fangarony, nalaina mivantana avy eny an’ala 🌿
Tsara ho an’ny fahasalamana, manamafy hery fiarovana ary mety sotroina isan’andro 💪✨

👶🧓 Mety ho an’ny ankizy sy olon-dehibe
🚚 Livraison possible araka ny toerana misy anao
📞 Commande & infos : 034 28 537 50
💬 Aza misalasala mifandray amin’ny MP
👉 Stock limité, raiso dieny mbola misy!





🇲🇬

20/09/2022

Ianareo mitady brique hanaovana trano ireo tode mandefasa mp fa betsaka aty ,tompony fa est mpanera

🔥 Urgent 🔥Ny trano tokoa hono no tsara joro ,dia tsara izay ny fototra 😍Izahay dia afaka manome fahafahampo anao tsara m...
13/10/2021

🔥 Urgent 🔥

Ny trano tokoa hono no tsara joro ,dia tsara izay ny fototra 😍
Izahay dia afaka manome fahafahampo anao tsara mihintsy raha toa ianao ka mila ireo akora hoetina manangana trano :
🔥BIRIKY
🔥FASIKA
🔥GRAVILLON
Tompony avy hatrany fa tsy mpanera , alefa mora satria promotion be izy amin'izao koa aza misalasala fa vonona hanome fahafaham-po anao izahay 🙏
Mirary soa sahady hoan'ireo manana eritreritra ny hanangana trano 🥳

60ar ampotony fa maika vola😅Toerana mahavazana😊
05/10/2021

60ar ampotony fa maika vola😅
Toerana mahavazana😊

☎0338080050     0345496159
30/09/2021

☎0338080050
0345496159

28/09/2021

Ho antsika izay sahiratsaina mitady fitaovana ilaina amin'ny fanaovana trano (briques, Malon, gravillon, ...) tongova mp avy hatrany fa afaka manome fahafahampo izahay💖
Marihina fa tompony izahay tompoko fa tsy mpanera🚶

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Construction tsara fototra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share