26/05/2026
Ao tsara ve maman’i Ony ty e ? fa tsy ilay kaopy nasiany café sy ody avy any amin’i Dadivavikely teo ve ity hampangatsiahany café ity !! Hitanareo ve izany ??😅
Mahaliana anao ny tohiny ?🤔 Araho hatrany ary ny tohin’ ny tantara Maizim-bolana andiany faha telo 😍