14/08/2026
Rehefa matahotra hoe ho tratran'ny mpisandoka eto @ Facebook ianao dia aza anotaniana ilay olona atahoranao hisandoka hoe azo hitokisana ve izy😂,tsy maintsy ho eny foana ny valin'izany🥱,tsidiho aloha ny pejiny dia mba manaova fanadihadina fohifohy momba ilay mpivarotra sy izay amidiny, izay vao manao commande aminy ianao,fa aza manotany hoe tsara ve ny gateaux anareo😳 hafahafa be ilay fanotaniana🤭
Mirary soa e🙂