Ny tranoko

Ny tranoko Construction et etude

Ray aman-drenin’i MathieuNy zanakay Mathieu, 4 taona monja, dia efa nodidiana ny kibony ary amin’izao fotoana izao miatr...
29/11/2025

Ray aman-drenin’i Mathieu

Ny zanakay Mathieu, 4 taona monja, dia efa nodidiana ny kibony ary amin’izao fotoana izao miatrika cancer du sang (lymphome de Burkitt) – stade 4.
Lalana sarotra sy feno fijaliana no nodiavin’ity zaza kely, nefa mijoro amin’ny herim-po sy fanantenana hatrany izy.

Mankasitraka lalina izahay ny mpitsabo rehetra izay nanao ny ezaka rehetra hiaro ny ainy, nampionona anay, ary nitondra fahazavana tamin’ny fotoan-tsarotra.

Misaotra ihany koa izahay tamin’ny fanorona lalana ho amin’ny évacuation sanitaire, mba hanomezana an’i Mathieu chance lehibe kokoa hahazo fitsaboana tsara sy hanana vintana ho velona sy tsy hiverenan’ny aretina.

Na inona na inona haben’ny fanohanana, ny fitiavanareo dia efa fanomezana lehibe ho an’ity zaza kely miady amin’ny aretina.

Ho an’izay te hanohana na te hiresaka bebe kokoa momba an’i Mathieu dia afaka mifandray aminay:
📞 034 06 845 28 — Andoniaina
📞 037 65 828 34 — Nirintsoa Yolande

“Izay ataonareo amin’ireo madinika ireo dia ataonareo amiko koa”, hoy ny Tompo.

Misaotra amin’ny fo feno fankasitrahana sy fanantenana.
Andriamanitra anie hitahy sy hamaly fitia anareo rehetra.

Mirary Krismasy sambatra ho an’ny ankizy rehetra.

Fanampina antsika vao mikasa anorona, 35 million ar mandray vita,refy 8,5mx6,5m porte métallique, fenêtre allu, carreau ...
06/10/2025

Fanampina antsika vao mikasa anorona, 35 million ar mandray vita,refy 8,5mx6,5m porte métallique, fenêtre allu, carreau ny sol, mirary soa atrany

Tsotsotra kely
04/12/2024

Tsotsotra kely

4000 ar ny kilo couleur aty amiko, afaka mamoka izay couleur tinao avoka contact 0344676801
23/11/2024

4000 ar ny kilo couleur aty amiko, afaka mamoka izay couleur tinao avoka contact 0344676801

Sao Dia mahasoa antsika, qualité game fona
17/08/2024

Sao Dia mahasoa antsika, qualité game fona

Mankasitraka anareo atrany matoky ny loko amboariko, qualité sous couche 1800ar/kilo
15/07/2024

Mankasitraka anareo atrany matoky ny loko amboariko, qualité sous couche 1800ar/kilo

Qualité enduit 1600ar \kg contact 0344676801
04/05/2024

Qualité enduit 1600ar \kg contact 0344676801

Mankasitraka atrany anareo nahatoky ny loko premium colore, prix Mbola tsy niova atrany, sous couche 1800ar/kg, ny blanc...
22/04/2024

Mankasitraka atrany anareo nahatoky ny loko premium colore, prix Mbola tsy niova atrany, sous couche 1800ar/kg, ny blanc intérieur -exterieur a partir. 2800 ar ka atraminy 3500ar/kg ny couleur Zay tinao avoka rehetra miatomboka aminy 4000ar/kg
Contact: 0344676801

Qualité sous couche premium colore,mankasitraka atrany e, Mbola 1800ar/kg ny prix
21/04/2024

Qualité sous couche premium colore,mankasitraka atrany e, Mbola 1800ar/kg ny prix

Amizao lacement ny produit premium color izao dia toy izao ny prix Vaoavao antsika:Blanc intérieur extérieur lavable qua...
19/04/2024

Amizao lacement ny produit premium color izao dia toy izao ny prix Vaoavao antsika:
Blanc intérieur extérieur lavable qualité standard 2800ar/kg, ny qualité économique 3000ar/kg Ary ny qualité premium Dia 3500ar/kg, ny couleur kosa dia 4000 ar atraminy 5000ar daolo, ny enduit de lissage 1600ar/kg ny peinture a l'huile 15 000ar/Kg
Contact: 0344676801

Promotion 3000ar ny kilo blanc antsika aminy erinandro a,mirary soa e. Contact: 0344676801
06/04/2024

Promotion 3000ar ny kilo blanc antsika aminy erinandro a,mirary soa e. Contact: 0344676801

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344676801

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny tranoko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny tranoko:

Share