Éclat Royal by SA

Éclat Royal by SA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Éclat Royal by SA, Contractor, Antsirabe.

17/06/2026

Ianareo ve mino oe tena miasa io Andriamanitra io?
Andao hijoro vavolombelona

16/06/2026

Avy aloha mianatra manao sipa izay tsy mbola mahay 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

Bonne nuit 🤣🤣🤣🤣
14/06/2026

Bonne nuit 🤣🤣🤣🤣

14/06/2026

Taxi olombelona 🥹
Ho asintsika an’ito koa eo Andravohangy rehefa ilay avy orana be iny 😫😫😫

11/06/2026

Mamanareo koa ve mipoerapoera erakin’ny tanana rehefa misy zavatra tsara vitanareo 🤣🤣🤣🤣

Fiere be izy oe zanako otrany izao 🥰😅

Tsy aiko na Mamanay irery no ohatran’izany 😆

10/06/2026

Jereo ny culture an’olona 🤣🤣🤣🤣

Fa mba ela koa aloha ilay izy e 🤧
Ilay ramatoa ray io aza efa mihome tsy akijanona 🤣🤣🤣🤣🤣

09/06/2026

Babouzinah Missiii monde 2025🤧

Tsy afaka ato ambavako mihitsy 🤣

📖 STORY TIME : DISO SAFIDY 😔Indraindray isika dia mino fa ilay olona, ilay asa, na ilay fanapahan-kevitra no tena mety a...
07/06/2026

📖 STORY TIME : DISO SAFIDY 😔

Indraindray isika dia mino fa ilay olona, ilay asa, na ilay fanapahan-kevitra no tena mety amintsika.

Manao ezaka, manome fotoana, ary mametraka fanantenana be dia be.

Fa rehefa mandeha ny fotoana dia tsapantsika fa… diso safidy.

Maharary izany, mampalahelo, ary indraindray mampieritreritra hoe : “Fa maninona no izaho foana ?”

Nefa tadidio fa tsy fahadisoana foana ny diso safidy. Indraindray izy io no lesona ilaintsika mba hahatonga antsika ho matanjaka kokoa sy hendry kokoa amin’ny manaraka.

✨ Tsy ny diso safidy no mamaritra anao, fa ny fomba ianaranao sy itsangananao indray aorian’izany.

Ary ianao, efa nisy fotoana ve nahatsapanao hoe diso safidy? 💭

Nareo koa ve tamin’ny teraka de nisy nitery ireto phrases ´ireto :- Nanao ahoana izy tao?- very place ony ilay zokiny🙄Ma...
27/05/2026

Nareo koa ve tamin’ny teraka de nisy nitery ireto phrases ´ireto :
- Nanao ahoana izy tao?
- very place ony ilay zokiny🙄

Makamo be 😫🤧

Izany eo iany fa de nitombo iray indray aloha ny fianakavianay🥰

“Mirary Pentekosta sambatra 🕊️Ho feno fiadanana, fitahiana ary ny Fanahy Masina anie ny tokantranonao.— Asan’ny Apostoly...
24/05/2026

“Mirary Pentekosta sambatra 🕊️
Ho feno fiadanana, fitahiana ary ny Fanahy Masina anie ny tokantranonao.
— Asan’ny Apostoly 2:4”

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261334843818

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Éclat Royal by SA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Éclat Royal by SA:

Share

Category