Ketty Tetiarana

Ketty Tetiarana Pejy manampy anao hanana ny tetiaranao sy ny fianakavianao

10/11/2023

Ilainao ny fananana tetiarana fa tsara kokoa ny mahalala ny niandohana sy ny taranaka

09/10/2023

Miarahaba antsika rehetra,

Ny tolotra tsara sady mahasoa atolotra anareo dia tetiarana voarakitra amina "support physique" (ohatra "bâche", taratasy"...).
Inona moa no antsoina hoe TETIARANA (arbre généalogique amin'ny fiteny fransay) satria betsaka ianareo no manontany? Raha mijery amin'ny internet isika dia mahita an'ity ohatra : "Un arbre généalogique est une représentation graphique de la généalogie ascendante ou descendante d'un individu". Io tetiarana io izany no ahitanao an-tsary ny niavianao sy ny taranakao.
Izany ve hoy ianao tsy ho fantatrao? Mety ho fantatrao, mety tsy fantatrao koa satria tsy dia nahaliana anao hatramin'izay. Azo itarina hatram'izay lavitra indrindra fantatrao ny tantaranao.
Ny taranaka no tena mila azy avy eo, ohatra anao izao, mety tsy mahalala izay nihavianao satria tsy nisy nametraka tetiarana ny razambenao. Noho izany, ny zanaka aman-jafinao ao aoriana dia hanana tantara tena marina mikasika ny razany raha manana tetiarana.

Tongasoa eto amin'ny pejy Ketty Tetiarana izay manampy anao hanana tetiarana. Zava-dehibe eo amin'ny fiainam-pianakavian...
22/09/2023

Tongasoa eto amin'ny pejy Ketty Tetiarana izay manampy anao hanana tetiarana.
Zava-dehibe eo amin'ny fiainam-pianakaviana ny fananana azy ahafahanao mahalala ny nihavianao sy ny hiafaranao.

Aza misalasala ary, mifandraisa aminay!!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347187810

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ketty Tetiarana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category