π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš

π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš Service de filetage et/ou taraudage des piΓ¨ces d’auto-moto ou autres comme culasse, Γ©chappement, vilebrequin,etc.

πŸ“ž 034 60 348 55
πŸ“67 ha

Mirary taona zina feno fitahiana ho anao sy ny ankohonanao ny π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπšβš’οΈπŸ“ž: 0346034855
02/01/2026

Mirary taona zina feno fitahiana ho anao sy ny ankohonanao ny π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš

βš’οΈπŸ“ž: 0346034855

20/08/2025

Miarahaba antsika rehetra🫑

Elaela tsy niasa ny pejy, fa ny asa sy ny fiaraha-miasa @ Β« π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš Β» mandeha foana.

πŸ“ŒManao ny asa rehetra famelomana pas sy fanalΓ na bilao tapaka.

Tsy miova ny laharan-taroby ahazoana anay: 0346034855 (tsara tonga dia miantso avy hatrany)

05/04/2024

Miarahaba antsika rehetra

Tsara indrindra tompoko raha tonga dia miantso ny laharana πŸ“ž0346034855 izay hanontany na hampanao Β« filetage na taraudage Β» aminay mba tsy haha-ela ny fiandrasana ny valin-kafatra eto @ pejy

Isaorana sahady ianareo mpanjifa @ fiaraha-miasaπŸ«‘πŸ˜‰

πŸ“Ny toerana hanaovana ny asa dia tsy miova fa ety @ 67ha (ampitan’ny arrΓͺt bus 30) na Γ©toile rouge (rehefa miantso dia omena rΓ©pΓ¨te mazava tsara) ho an’ireo izay hanantona
πŸ› οΈAfaka manantona ihany koa izahay, arakaraky ny fifampiresahina foana

Misokatra ho an’ny rehetra ny fiaraha-miasa koa aza misalasala fa vonona hanome fahafam-po ho anao ny ekipan’ny π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš

Mirary soa indrindra
πŸ“ž0346034855

Mirary taona zina ho anao ny ekipan’ny π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš πŸŽŠπŸ“ž0346034855
01/01/2024

Mirary taona zina ho anao ny ekipan’ny π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš 🎊

πŸ“ž0346034855

25/12/2023

Manala bilao tapaka(sur place)
Bride injecteur mi-foirΓ©(sur place)
Vilebrequin moto mi-foirΓ© (sur place)
Manao faux culot amin'ny bloc moteur πŸššπŸ›΅(sur place)
Pate moteur ana fiara mi-foirΓ© πŸš–(sur place)

Tonga Dia miantso raha maika 034 60 348 55

14/03/2023

Raha manana olana ianao momba pas ana bride injecteur (injecteur misoty)@ fiara dia aza misalasala miantso fa afaka manatona anao zahay.

Address

67ha En Face ArrΓͺt Bus 30
Antananarivo
TANΓ€101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00

Telephone

+261346034855

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π™΅πš’πš•πšŽπšπšŠπšπšŽ - πšπšŠπš›πšŠπšžπšπšŠπšπšŽ π™Όπšπš posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category