Lucas évènementiel

Lucas évènementiel Acteur clé de votre évènement ,dont le but de vous servir une prestation professionnelle de qualité

18/08/2026

Atolotra manokana ho anareo vehivavy rehetra tsy mety diso ireo mitsy 😂😂

Mentionnéo kely aloha eto aloha ilay vadinareo tsy mety diso any zalah😂

17/08/2026

Sendra oe mahita anay michaondraondra dia oe inona😝😝

Fa izahay tena matotra tsara rehefa oe miasa tompoko!! Tsy avelanay izany ianareo ra tsy afa-po tanteraka😊😊❤️❤️

Résa 📲 034 34 822 80

🔥 Pas de regret, toujours ambiancé 🔥 👩‍❤️‍💋‍👨 Client : Betsileo ( Ambositra ) ✔️orchestre professionnel 🎷🎤✔️ Tout généra...
17/08/2026

🔥 Pas de regret, toujours ambiancé 🔥

👩‍❤️‍💋‍👨 Client : Betsileo ( Ambositra )

✔️orchestre professionnel 🎷🎤
✔️ Tout générations ✅
✔️ ambiance assurée 💯

Pour vos prochains événements :
📲 Résa : 034 34 822 80

Aoka izay aloha ilay michaondraondra fa matotra kely amin’izay miatrika ny asa androany😊😊
16/08/2026

Aoka izay aloha ilay michaondraondra fa matotra kely amin’izay miatrika ny asa androany😊😊

15/08/2026

Aza raisina sérieux be fa mba juste oe manal’azy manao tik tok fotsiny 😊

Tsy sanatria akory oe maniratsira🙏🏼

Soeur-prise 😁😁😁Inona ndray ary ny zavatra ho ataon’ireto eo😂😂Restez connecter 📢📢
15/08/2026

Soeur-prise 😁😁😁
Inona ndray ary ny zavatra ho ataon’ireto eo😂😂

Restez connecter 📢📢

15/08/2026

Mankasitraka anareo rehetra nirary soa fa tonga soamantsara eto ambositra izahay amin’izao fotoana izao🙏🏼🙏🏼❤️❤️

Samy ho tahian’Andriamanitra daholo isika rehetra tompoko🙏🏼🙏🏼

15/08/2026

Ndao mba atao hiran’i MAHALEO ndray ary aloha😊
🎵 Hay hay hay
🎵 Lendrema
Iza @ ireo no tena ankafizinareo ??❤️

Résa📲 034 34 822 80

14/08/2026

Mangataka firariantsoa avy @ tsika rehetra mba ho tsara mandroso sy ho tsara miverina ny tarika🙏🏼🙏🏼

Go go go Ambositra🎤🎤🎵🎵

14 Août ( Yandi by pass )15 Août ( ambositra )16 Août ( Catholique tanjombato )Ireo indray no ahitanareo anay Lucas évèn...
14/08/2026

14 Août ( Yandi by pass )
15 Août ( ambositra )
16 Août ( Catholique tanjombato )

Ireo indray no ahitanareo anay Lucas évènementiel @ ity faran’ny herinandro ity 😊😊

Bonne continuation daholo 🥰🥰😘

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00
Sunday 07:00 - 21:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lucas évènementiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category