30/09/2024
SUPER COLOR Madagascar, niara-niasa akaiky tamin’i Andriamatoa Marc Ravalomanana, filoha teo aloha sy ny orinasany Tiko - Vita Malagasy tamin’ny alalan’ny fanjifana loko ho an’ny fanavaozana ny MAGRO rehetra manerana ny Nosy.
VITA O***A AMIN’IZAY ARY ITY NY TRANONAO, NA MBA TE HANAVAO TRANO IHANY KOA IANAO, RAIKITRA AMIN’IZAY IHANY KOA NY FANONTANIANA MARO SAMIHAFA TOY NY HOE:
Aiza amin’izay izany no hividy loko?? Loko firy kilao eo ary izao vao hahavita an’ity?? Tsy maintsy manantona mivantana orinasa mpanamboatra loko ve izany?? Nefa aiza?? Dia mety ohatrinona any ary izany ny vola tokony homanina?? Aiza ary no misy loko tsara nefa mora e??
Vahaolana tokana ihany, manaova toy ny orinasa TIKO an’i Andriamatoa Marc RAVALOMANANA, safidio
👉🏻SUPER COLOR👈🏻
- 15 TAONA nisehatra teo amin’ny tontolon’ny fanamboarana loko
-mpamokatra peinture à l’eau, à l’huile, enduit, toiture, vernis : na intérieure na extérieure
-loko mandeha amin’ny atsinjarany, manomboka 1 Kg miakatra
- afaka JIFAINAO mivantana ETO AMIN’NY TAMBAZOTRA ireo vokatra atolotray rehetra eo ambony ireo (commande en ligne)
-afaka manantona mivantana anay eny an-toerana ihany koa anefa ianao: misy efatra izy ireo
Raha hijery ny:
1>> VIDIN’IREO VOKATRA MARO SAMIHAFA AROSONAY
Tsindrio 👉🏻 https://tinyurl.com/PRIX-DE-NOS-DIVERS-PRODUITS
2>> MOMBAMOMBANAY (toerana misy ny orinasanay sns) sy ny VOKATRA ATOLOTRAY
Kitiho👉🏻 https://tinyurl.com/INFORMATIONS-SUR-SUPER-COLOR
3>> TOETOETRIN’IREO LOKO VOKARINAY SY NY FOMBA FAMPIASANA AZY (ohatra amin’izany ny velarana vitan’ny loko 1 kg)
Kitiho👉🏻 https://tinyurl.com/INFORMATIONS-SUR-NOS-PEINTURES
4>> FIJERENA SANTIONAN-DOKO AHAFAHANAO MISAFIDY RAHA MBOLA TSY MANANA MANOKANA IANAO
Kitiho👉🏻 https://tinyurl.com/CARTE-ECHANTILLON-DE-PEINTURE
Araho tsy tapaka ary ny pejy✨
Pour une explication en français
Veuillez cliquer 👉🏻 https://www.facebook.com/61566261563679/posts/122103380384542052/?app=fbl
Super Color manolotra ho anao ny fahafinaretana mandoko.
🇲🇬