ARCHI PLAN

ARCHI PLAN PRESTATIONS:
-Plan 2D
-Maquette numérique 3D
-Élaboration Devis
tél: 0324377674/ 0384786431

Ny Tanjonay dia ny fahombiazanao 💯

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny équipes ny ARCHI PLAN.🏡🏘️👷Homano ny hoavinao miaraka amin'i ARCHI PLAN 🏠🏙️ Iret...
28/05/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny équipes ny ARCHI PLAN.🏡🏘️👷

Homano ny hoavinao miaraka amin'i ARCHI PLAN 🏠🏙️

Ireto indray ary ny modèle atolotray ho antsika ka aza misalasala miditra hafatra miafina na miantso avy atrany raha mikasa anorina trano, afaka mi-proposé modèle izahay ary afaka manantanteraka izay efa noeritreretina na tina ho atao😊. Manampy amin'ny toro-hevitra ary manoro lalana amin'ny dossier technique et administratif mba hazaona ny permis de construire.

Ny prestations dia tsy miova fa toy ny mahazatra hatrany :

-PLAN 2D (HAZAONA NY PERMIS DE CONSTRUIRE ARY AHITANA NY REFY SY NY FIZARAN'NY HEFITRA ARY NY ÉVACUATIONS D'EAUX SANITAIRES) : 1000 ar/m²

-PLAN 3D (MAQUETTE 3D, AHITANA NY ENDRIKA ANATINY SY IVALANY ARY MANAMPY NY OUVRIERS MBA HANAMORA NY ASA ARY HO PRECIS KOKOA) :1000 ar/m²

-DEVIS (AHITANA IREO LANY MANDRITRA NY FANORENANA MBA HIOMANANA NY VOLA HO AMPIASAINA) : 1000 ar/m²

Ka aza misalasala Ary Tompoko fa vonona ny équipes ny ARCHI PLAN fa ianao sisa endrasana Satry ny "TANJONAY DIA NY FAHOMBIAZANAO "👷
PLAN

Tél: 038 47 864 31
WhatsApp: +261347720611/ +261384786431
Email: [email protected]

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny équipes ny ARCHI PLAN.🏡🏘️👷 Ireto indray ary ny modèle atolotray ho antsika ka a...
12/03/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny équipes ny ARCHI PLAN.🏡🏘️👷

Ireto indray ary ny modèle atolotray ho antsika ka aza misalasala miditra hafatra miafina na miantso avy atrany raha mikasa anorina trano, afaka mi-proposé modèle izahay ary afaka manantanteraka izay efa noeritreretina na tina ho atao😊. Manampy amin'ny toro-hevitra ary manoro lalana amin'ny dossier technique et administratif mba hazaona ny permis de construire.

Ny prestations dia tsy miova fa toy ny mahazatra hatrany :

-PLAN 2D (HAZAONA NY PERMIS DE CONSTRUIRE ARY AHITANA NY REFY SY NY FIZARAN'NY HEFITRA ARY NY ÉVACUATIONS D'EAUX SANITAIRES)

-PLAN 3D (MAQUETTE 3D, AHITANA NY ENDRIKA ANATINY SY IVALANY ARY MANAMPY NY OUVRIERS MBA HANAMORA NY ASA ARY HO PRECIS KOKOA)

-DEVIS (AHITANA IREO LANY MANDRITRA NY FANORENANA MBA HIOMANANA NY VOLA HO AMPIASAINA)

Ka aza misalasala Ary Tompoko fa vonona ny équipes ny ARCHI PLAN fa ianao sisa endrasana Satry ny "TANJONAY DIA NY FAHOMBIAZANAO "👷
PLAN

Tél: 034 77 206 11/ 038 47 864 31
WhatsApp: +261347720611/ +261384786431
Email: [email protected]

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny équipes ny ARCHI PLAN.🏡🏘️👷Homano ny hoavinao miaraka amin'i ARCHI PLAN 🏠🏙️ Iret...
08/11/2025

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny équipes ny ARCHI PLAN.🏡🏘️👷

Homano ny hoavinao miaraka amin'i ARCHI PLAN 🏠🏙️

Ireto indray ary ny modèle atolotray ho antsika ka aza misalasala miditra hafatra miafina na miantso avy atrany raha mikasa anorina trano, afaka mi-proposé modèle izahay ary afaka manantanteraka izay efa noeritreretina na tina ho atao😊. Manampy amin'ny toro-hevitra ary manoro lalana amin'ny dossier technique et administratif mba hazaona ny permis de construire.

Ny prestations dia tsy miova fa toy ny mahazatra hatrany :

-PLAN 2D (HAZAONA NY PERMIS DE CONSTRUIRE ARY AHITANA NY REFY SY NY FIZARAN'NY HEFITRA ARY NY ÉVACUATIONS D'EAUX SANITAIRES) : 1000 ar/m²

-PLAN 3D (MAQUETTE 3D, AHITANA NY ENDRIKA ANATINY SY IVALANY ARY MANAMPY NY OUVRIERS MBA HANAMORA NY ASA ARY HO PRECIS KOKOA) :1000 ar/m²

-DEVIS (AHITANA IREO LANY MANDRITRA NY FANORENANA MBA HIOMANANA NY VOLA HO AMPIASAINA) : 1000 ar/m²

Ka aza misalasala Ary Tompoko fa vonona ny équipes ny ARCHI PLAN fa ianao sisa endrasana Satry ny "TANJONAY DIA NY FAHOMBIAZANAO "👷
PLAN

Tél: 034 77 206 11/ 038 47 864 31
WhatsApp: +261347720611/ +261384786431
Email: [email protected]

Faly miarahaba anao indray izahay ato amin'ny ARCHI PLAN 👷.Ireto indray ary misy vokatra vitsyvitsy izay atolotra ho ant...
22/08/2025

Faly miarahaba anao indray izahay ato amin'ny ARCHI PLAN 👷.

Ireto indray ary misy vokatra vitsyvitsy izay atolotra ho antsika izay mikasa hanorina trano🏘️.

Tsara fantatra ihany fa izahay dia manampy anao amin'ireo dingana tokony atao rehefa hanantotosa ny fanamboarana ary manome toro-hevitra izay hana-mora ny fanantanterahana izany☺️.

Ka aza misalasala miditra Amin'ny hafatra miafina ary, raha vonona handray asa tsara nefa mora sy azo antoka satria "ny tanjonay dia ny fahombiazanao"👷.

Ireto Ary ny tolotra ato aminay :

- PLAN 2D : 1000ar/m²(AZAHOANA PERMIS DE CONSTRUCTION)

- PLAN 3D : 1000ar/m² (AHITANA NY ENDRIKA IVELANY ARY MANAMPY NY OUVRIER AMIN'NY FANAMBOARANA)

- DEVIS : 1000ar/m² (HAFANTARANA NY LANY REHETRA AMIN'NY FANANGANANA NY TRANO)

Ka aza miandry ela ary fa vonona izahay hiaraka hanatanteraka ny fanirinao🏠🏘️🏡

Gmail: [email protected]
WhatsApp : 034 77 206 11
Tel : 038 47 864 31 / 034 77 206 11

Address

Andraisoro Tananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ARCHI PLAN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share