Viand'Art

Viand'Art Pour nous la cuisine est un Art. Dans l'art culinaire, votre satisfaction est notre plaisir.

✅ Service traiteur🍝 et spécialiste en barbecue🍖🔥 😱

17/06/2026
💯 Mihavaka tsy hay adinoina fona rehefa miaraka aminayAnniversaire no niarahanay teto ary tena hafam-po avokoa ny tsirai...
13/06/2026

💯 Mihavaka tsy hay adinoina fona rehefa miaraka aminay
Anniversaire no niarahanay teto ary tena hafam-po avokoa ny tsirairay,na tao @ sakafo ,na service ,na ny animation aza.
Nisafidy ny tolotra Pack BBQ izy ireo ka nahazo ireto :
👉 5 Viandes au choix à volonté
🔥 3 accompagnements aux choix à volonté
⭐ Boisson soft à volonté
📷 Photo de souvenir
🕺 Animateur
✅Tsy adino fa izahay no manao ny service rehetra ary Mbola mitondra ny vilia sy sotro ary vera, Sady tsy misahirana ianao no tsy miasa loha fa mankafia 😀😱

Mankasitraka an' ny Villa Privée L'évasion t@ fiarahamiasa🙏🙏
Tsy adinoina ny Kopatanana ho any animateur ary ny photographe 🫡♥️

Ho anao izay mikarakara lanonana, aza misalasala miantso fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo izahay
☎️ 038 17 539 31 / 034 66 747 00(WhatsApp)

Ao ambadikiny sakafo matsiro ao misy an'izao💪Kopatanana ho any équipe rehetra👋👊L'équipe polyvalent Ri zalah tout terrain...
10/06/2026

Ao ambadikiny sakafo matsiro ao misy an'izao💪
Kopatanana ho any équipe rehetra👋👊
L'équipe polyvalent
Ri zalah tout terrain 🤣

🔥 Viand’Art ne cesse de conquérir les cœurs des passionnés de barbecue. Notre équipe a une fois de plus assuré lors de l...
01/06/2026

🔥 Viand’Art ne cesse de conquérir les cœurs des passionnés de barbecue. Notre équipe a une fois de plus assuré lors de la prestation pour la société Groupe Basan.

✨ Une satisfaction inégalée, un service premium, des yeux brillants d’étoiles à chaque bouchée. Leur équipe gardera à jamais le souvenir de cette journée et du pack BBQ qu’ils ont choisi.

🥩 Des viandes savoureuses et des accompagnements à volonté, un photographe professionnel pour immortaliser vos instants, des boissons soft en libre-service, un animateur expérimenté, et un service garanti. Voilà ce que vous obtenez en choisissant Viand’Art et son offre Pack BBQ.

❓ Alors, pourquoi hésiter encore ? Faites confiance à de véritables professionnels pour votre événement et contactez-nous dès aujourd’hui !

☎️ 034 66 747 00 / 038 17 539 31

✅ Hifampizaranay aminareo ity tontolo andro mamikely teny Mandraka parc, niarahana taminy société JB S.AMazava ho azy fa...
27/05/2026

✅ Hifampizaranay aminareo ity tontolo andro mamikely teny Mandraka parc, niarahana taminy société JB S.A

Mazava ho azy fa ny équipe Viand'Art no nikarakara tao @ lafiny sakafo. Somary lavitra sady nazefatra satria maro ireo matériel tsy maintsy no entina.80 personnes ireo équipe ny société JB S.A nofahanana ka mbola reherehanay hatrany fa hafam-po avokoa ny tsirairay, taminy tsiro🤤, quantité🍱, service💯

📷 Manasa anao ary hanaraka sy ijery ireo sary
🙏 Mankasitraka ny photographe Rastacom.ng
👋 Kopatanana ho an'i animateur Loulou MC





☎️ 038 17 539 31 / 034 66 747 00

🌟 Narindra a fêté son anniversaire en grand style au Mora Mora Cozy Villa ! 🌟  Entourée de 35 convives, elle a profité d...
13/05/2026

🌟 Narindra a fêté son anniversaire en grand style au Mora Mora Cozy Villa ! 🌟

Entourée de 35 convives, elle a profité d’une journée exceptionnelle remplie de joie et de saveurs. ✨

Notre Pack Prestige a rendu cette célébration inoubliable :
- Barbecue à volonté avec fruits de mer 🦐
- Cocktail de bienvenue pour lancer la fête 🍹
- Deux cocktails stars : Blue Laguna 💙 et Daiquiri à la fraise 🍓
- Un maître de cérémonie pour dynamiser l’ambiance 🎤
- Un photographe pour immortaliser chaque instant 📸

Merci à Narindra pour sa confiance et encore un très joyeux anniversaire ! 🥳💖

Merci au photographe Rastacom NG 📷💯
Un grand merci pour l'animateur Mahefa

👉 Vous aussi, transformez vos événements en souvenirs mémorables avec notre Pack Prestige.




☎️ 038 17 539 31 / 034 66 747 00

Hita amin'ny vilia nihinana ny fahafaham-po♥️ny mpihinana rehefa izahay no mikarakara ny sakafo mandritra ny lanonana. 📷...
11/05/2026

Hita amin'ny vilia nihinana ny fahafaham-po♥️ny mpihinana rehefa izahay no mikarakara ny sakafo mandritra ny lanonana. 📷 Jereo hatraminy farany ny sary
Aza misalasala miantso na dia manotany ihany aza
☎️ 038 17 539 31 / 034 66 747 00 ( WhatsApp )

Mamy ny fotoana tahak'izao, fotoana hanamafisana ny firaisankina sy hifampizarana hevitra. Dia hisotrona zavatra mafanaf...
05/05/2026

Mamy ny fotoana tahak'izao, fotoana hanamafisana ny firaisankina sy hifampizarana hevitra. Dia hisotrona zavatra mafanafana🥃, maro mo ny tsaky🍖😁
Société CAMTRACK no niaraka taminay ny Alakamisy lasa teo, 20 isa izy ireo ary nisafidy ny tolotra Formule Viand'Art. Ireto avy kosa ny menu nosafidiny izy ireo :

🥩 Steak de zébu
🍡 Brochette de boeuf Malagasy
🍗 Poulet Vietnamien
🍖 Saucisse de zébu
🐷 Rib's à l'américaine
Accompagnement :
🥗 Salade de fruits de mers
🍛 Riz sauté à l'indienne
🍟 Fritte croustillant
Sauce:
🔥Sauce kebab fait maison
🔥Sauce tartare
Jus naturelle 🍹:
♥️Grenadelle et orange

Nahafinaritra ny tontolo andro satria dia hafam-po avokoa ny tsirairay, Mankasitraka sy société CAMTRACK taminy safidy sy fanomezana fitokisana.

👉 Ho anao izay mikarakara lanonana izay tsy asina fanavahana dia manasa anao hiantso fa tsy ho diso fanantenana ianao, ho raisinay antanana ny fasahirananao💯, ho afam-po ny invité tsirairay na ny kely na ny lehibe. Hafa ihany ny maka matihanina sy maro trakefa.

☎️ 038 17 539 31 / 034 66 747 00(whatsapp)

Address

Manakambahiny
Antananarivo
101

Telephone

+261381753931

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Viand'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Viand'Art:

Share

Category