Voix en Écrits

Voix en Écrits Bienvenue sur Voix en Écrits, votre partenaire de confiance pour le sous-titrage de vidéo à Madagascar et au-delà.

29/07/2025

-titrage

09/07/2025
05/07/2025

Une image vaut mille mots... mais un bon sous-titrage les fait comprendre dans toutes les langues.
Sous-titrage Style traduction

26/06/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao asaramanitra izao.
65 taona nahazoana fahaleovantena.
26 Jona 1960 - 26 Jona 2025

Piano: Tsilavo Rabenjarisoa - Zanahary ô, tahio ny tanindrazanay ( FFPM 734 )
Extrait du poème : Ny Fahaleovantena - Rado ( Georges Andriamanantena) - 1991

Ho tena tany sambatra tokoa i Madagasikara 🇲🇬

19/06/2025

🤔Tu crois que les sous-titres c'est juste du texte?
😎Attends de voir ça...
👉Sous-titre STYLE CINEMA CLASSIQUE.

17/06/2025

✨Et si les sous-titres avaient une vie secrète ?
👐 Embarque avec moi dans leur monde !
👉Sous-titre STYLE TIKTOK / Shorts animés

Salama daholo e!Tu veux plus de vue? Voici une solution plus simple!
05/06/2025

Salama daholo e!
Tu veux plus de vue? Voici une solution plus simple!

Salama daholo e!👋Matetika mijery horonantsary eny amin'ny tambazotra sosialy ve ianao?🎬📽️Izahay mijery ary tena tia iren...
30/05/2025

Salama daholo e!👋
Matetika mijery horonantsary eny amin'ny tambazotra sosialy ve ianao?🎬📽️
Izahay mijery ary tena tia ireny horonantsary misy dikanteny ireny na "sous-titre".😄
Mba mahaliana anay koa ny hevitrao mikasika azy ireny.😀

Misaotra anao sahady izahay namaly ity fanontaniana ity.🙏

Aza misalasala mitsidika ny pejy ary afaka miditra ao amin'ny hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny 😀

26/05/2025

🇲🇬Tongasoa eto amin'ny pejy Voix en Écrits!
Matetika mijery horonan-tsary tsy misy feo ve ianao 🔇?
Na te hikasika karazan'olona amin'ny alalan'ny horonan-tsarinao?
Natao ho anao ity tolotra ity👌!
Izahay dia manao ny asa dikanteny amin'ny horonan-tsary rehetra (malagasy, frantsay, anglisy ). Manampy anao izahay hahatonga ny vokatra vitanao hisokatra amin'ny olona rehetra sy hisy fiantraikany hatrany ivelany.
👉Mahaliana anao ve izany?
Aza misalasala miditra ao amin'ny hafatra miafina💬 na mandefa mailaka ao amin'ny [email protected] mba hahazonao ny andinindinin'ny tolotra dieny anio.

🇫🇷 Bienvenue sur Voix en Écrits!
Vous regardez souvent les vidéos sans le son🔇?
Ou bien, vous aimeriez toucher un large public avec vos contenus?
Cette offre est faite pour vous 👌!
Nous proposons un service de sous-titrage vidéo ( malgache, français, anglais). Nous vous aidons à rendre vos contenus plus accessibles et percutants.
👉Intéressé(e)? Contactez nous en message privé 💬ou par e-mail pour un devis gratuit dès aujourd'hui.

Voix en Écrits - Donnez des mots à vos images.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voix en Écrits posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category