18/05/2026
Salama eh ✨
Tao amin'ny FJKM Ambatofotsy Avaradrano indray izahay omaly 🔥
Niaraka t@ , izay nanasa an'i ✨✨ ary ireo pitendry matihanina Ianja 🔥
Fah Sound no niandraikitra ny sonorisation, lumière ary pyro 🔥✨🔥
Tena nahafinaritra ny fiarahana tamin’izy ireo ✨🔥 Ary tena nafana 🔥✨
Ho anareo Sampana rehetra mikaraka concert ,... ✨
Aza misalasala manantona anay ehh 🔥✨
Ao ihany koa ireo mikarakara mariage, anniversaire, sy lanonana isan-karazany 🔥✨
☎️ 032 86 056 76 / 038 07 420 66 ☎️ na ao amin'ny Message privé ( Fah Ramiharimanana ) 🔥✨