07/04/2026
📍Te hizatra hitondra fiara ve ianao kanefa ny fotoana no manahirana anao?
👉Ato aminay, ianao no misafidy ny fotoana afahanao mizatra sy ny faharetany.
📆Afaka misafidy andro ianao: ny alatsinainy hatramin'ny alahady,
🕛Afaka misafidy ora ianao: 6ora maraina hatramin'ny 5ora hariva.
📩Aza misalasala manoratra MP aminay raha hamandrika toerana Mitondra Fiara Famenosoa.