23/12/2025
Un masterclass gratuit sur la page D.A Coaching - Vie alignée ce soir à 20h assuré par Danielle Andriamalala 🤗
Et à la fois le lancement officiel du nouveau programme :NEUROSHIFT 🧠
😭😨Tsy toy izao no fiainana noeritreretiko…”
🥺Misy tantara iray mbola tsy hadinoko hatramin’izao ity
👩🦰Nisy namako iray izay taloha. Zokiko lavitra be izy fa Mpiara mikotrana tany amin'ny salle izahay
🤗Io vehivavy io Manan-talenta, Disciplinée be amin'ny fiainany , travailleuse be , Tsara asa, tsara fiainana raha jerena ivelany. Anisan’ny inspiration ako izy tamin'izany .
Izy moa mi-déposer ana quelque part foana matetika rehefa Mody rehefa sendra tafiaraka mikotrana izahay
Indray andro izay avy nikotrana dia tsy tonga dia nody fa hoe mbola iresadresaka ( resa-behivavy ,hehhee ) , naka parking dia nidongizina tao anaty fiara fotsiny
Hitako hafafaha izy depuis quelque temps izahay mandeha miktorana fa za pmoa tsy nanontany , izy koa tsy mitantara fa teo izay vao nisy fotoana tsara dia nanontany azy za hoe fa inona ny problème andri fa tsy ça va mihintsy ny zavatra remarquer-ko depuis quelque temps
😭Nitomany izy ary nilaza tamiko hoe :
“👩🦰Danielle… tsy toy izao no fiainana noeritreretiko.”
Gaga be za fa inona ary izany
" Tsy izao aki no noeritreretiko ho fiainako , tsy nampoiziko za ity dia hiaina zavatra ohatran'izao , raha ny fahalalako ny tenako dia tsy tokony izao mihintsy za "
Ny tena marina , tamn'izay nireskaa io dia :
😀Tao anaty relation toxique izy nefa tsy nahavita niala.
😀Nandà projet lehibe maro tena tiany natao (asa sy fianarana, ) nefa tsy fantany akory ny antony.
😀Nanao choix mifanohitra tanteraka amin’ny tanjony sy ny nofiny.
🥲Bevoka efa ho 5 mois kay izy miresaka amiko io amin'ilay olona toxique iarahany kanefa izy ilay karazan'olona tsy naniry hiteraka mihintsy
😀Efa ela izy no tokony nifindra tany amin'ny province kanefa toa izy ihany foana mitazona ny tenany eo
Ary ny tena nampalahelo azy indrindra dia izao :
👉 Tsy azony hoe nahoana izy no nanao izany rehetra izany.
tadidiko mihintsy ity phrase any ity :
'' tsy haiko Danielle hoe taiza ho aiza tamin'ny fiainako no tsy arako no mahatonga ana miaina an'izao "
Tamin’izany fotoana izany tsy mbola fantatro ny valiny ary tsy hitako loatra izay holaziana azy fa dia nipetraka nihaino azy fotsiny aho
😅Fa taty aoriana, tao anatin'ny asako vao azoko ilay zavatra niainany ary tsy izy irery fa be dia be ny olona miaina mitovitovy Amin’ ny niainany ( ireo efa antitra Sy olona lehibe no Tonga saina rehefa ela ny ela ) rehefa tara be vao tonga saina hoe inona mahanotonga ny fiainako ohatra'izao anefa tsy izao ilay notediaviko .
TADIDIO ,
👉 Tsy ny saina conscient no mitondra ny fiainantsika.
Fa ny subconscient.
Afaka:
😀miasa mafy ianao
😀mivavaka ianao
😀manam-paniriana ianao
Fa raha mbola misy programme miafina ao anaty subconscient,
dia hamerina schéma mitovy foana ny fiainanao. Hanao zavatra mety tsy sitraponao akory ianao satria mandeha automatique
Efa nu résultats no hita vao gaga ianao hoe fa ahoana ary izao
Io programme ao anaty subconscient io no mahatonga ny
🔁 Auto-sabotage
🔁 Relation miverimberina
🔁 Tahotra
🔁 Fahatarana, fanemorana, fanapahan-kevitra tsy alignée
Ary maro no mahatsapa izany…
fa tsy mahalala ny fomba hivoahana.
Izany indrindra no antony namoronako an’i NEUROSHIFT.
🧠 NEUROSHIFT dia programme audio manampy anao :
✅Hahatakatra ny fiasan’ny subconscient
✅Hanapaka ireo programme sy croyances manimba
✅Hanova tsikelikely ny fomba fiaina , fihetsikz ary fisafidy
✅hamorona fiainana alignée amin’izay tena tianao
📢 LANCEMENT OFFICIEL AN’I NEUROSHIFT ANDROANY AMIN’NY 20H
🎥 Hisy LIVE hanazava :
🌟ny tantara ao ambadik’ity programme ity
🌟nahoana ny olona maro no tsy miaina ny fiainana tiany
🌟ary ahoana no tena ahafahanao manova izany, miainga avy any anaty cerveau anao
👉 Raha efa niteny ianao hoe :
“Tsy toy izao no fiainana noeritreretiko”
dia natao ho anao ny live androany alina
Zarao fa mety hahasoa ny hafa