Barça Fan's Madagascar

Barça Fan's Madagascar Bercelona Fan Page Madagascar ! Infos mikasika matchs, résultats, joueurs, transferts...sns

❤️ VISCA BARÇA 💙

Maraka ary vinavinaina ho 2 volana ny faharatran'i Fermin Lopez, ka tsy ho afaka hanao Coupe du Monde miaraka amin'ny Es...
18/05/2026

Maraka ary vinavinaina ho 2 volana ny faharatran'i Fermin Lopez, ka tsy ho afaka hanao Coupe du Monde miaraka amin'ny Espagne izy.

Nanavao ny fifanarahana i Barça sy Hansi Flick.Hatramin'ny 2028 ny fifanarahana 🔥
18/05/2026

Nanavao ny fifanarahana i Barça sy Hansi Flick.
Hatramin'ny 2028 ny fifanarahana 🔥

18/05/2026

Nisedra olana ny page, zao vo tafaverina indray. ❤️💙
Mankasitraka anareo izay mbola nijanona.

Ho harahinao tsy ho tapaka itsony ny vaovao momba ny klioba'tsika manomboka androany.

Ofisialy !Nandao an'i Barça i Dro ilay zandrikely novokariny La Masia ka lasa any amin'ny PSG.8M€ eo eo ho eo ny vola az...
25/01/2026

Ofisialy !
Nandao an'i Barça i Dro ilay zandrikely novokariny La Masia ka lasa any amin'ny PSG.
8M€ eo eo ho eo ny vola azon'i Barça.

Nandao an'i Barça i Ter Stegen. Lasa any Girone izy mandra-pahataperan'ny saison (en prêt)
20/01/2026

Nandao an'i Barça i Ter Stegen. Lasa any Girone izy mandra-pahataperan'ny saison (en prêt)

Vokatrin'ny tirage au sort'ny lalao ampahefa-dalana ny Coupe du Roi.Hihaona amin'ny Albacete isika, ity ny ekipa nandrar...
19/01/2026

Vokatrin'ny tirage au sort'ny lalao ampahefa-dalana ny Coupe du Roi.
Hihaona amin'ny Albacete isika, ity ny ekipa nandraraka Real Madrid. 🔥

🔥LALAO MANARAKA 🔥🏆 UEFA Champions League⚽ Slavia Prague VS FC Barcelona📅 21/01/2026🏟 Fortuna Arena
19/01/2026

🔥LALAO MANARAKA 🔥
🏆 UEFA Champions League
⚽ Slavia Prague VS FC Barcelona
📅 21/01/2026

🏟 Fortuna Arena

Voka-dalao andro faha 20 LaLiga omaly alina.Resy isika, tsy tao Raphinha 😭 Somary niteraka polémique koa ny arbitrage fa...
19/01/2026

Voka-dalao andro faha 20 LaLiga omaly alina.
Resy isika, tsy tao Raphinha 😭 Somary niteraka polémique koa ny arbitrage fa saingy tsy atao excuse izany. 😊
Visca Barça ❤️💙

Tsy hilalao i Raphinha rariva 🚨
18/01/2026

Tsy hilalao i Raphinha rariva 🚨

Mery handao an'i Barça koa i Cassado sy Bernal
17/01/2026

Mery handao an'i Barça koa i Cassado sy Bernal

Address

Antsiranana

Telephone

+261349981918

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Barça Fan's Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share