Quincaillerie Ts'Yaro Imeritsiatosika

Quincaillerie Ts'Yaro Imeritsiatosika Vente en details/en gros des matériaux de construction

💥💥💥💥💥ciment ORIMBATO moraaaa beee🤩🤩🤩...☑️Tongava fa tena amidy mora be ny ciment Orimbato ato aminay!!!🤑🤑☑️Tonga de atso...
15/04/2024

💥💥💥💥💥ciment ORIMBATO moraaaa beee🤩🤩🤩...
☑️Tongava fa tena amidy mora be ny ciment Orimbato ato aminay!!!🤑🤑

☑️Tonga de atsoy ny : 034 06 425 93 na midira mp malaky!!!

💥💥💥💥💯💯

12/04/2024
💥Efa anomboka izy ty zareo fa tongava mividy ah!!!😅😋☑️Misy izay ilaina rehetra amin'ny fanamboarana na fanatsarana trano...
12/04/2024

💥Efa anomboka izy ty zareo fa tongava mividy ah!!!😅😋
☑️Misy izay ilaina rehetra amin'ny fanamboarana na fanatsarana trano toy ny:
🔴Fer rond (6,8,10,12,sns...)
🔴Ciment ( Orimbato, Lucky, Lova)
🔴Tôle (0,14 / 0,18 /0,20 / 0,25 /sns...)
🔴 Kojakoja maro isan-karazany : Fantsika, boulon, sns...
🔴 Sy ny maro tsy voatanisa,...😅👍🙏

💥Tongava ary fa sao taraiky eo ndray ah!!!

💥 Adiresy tsy miova : vavahadin'tsena ( Atsinanan'ny Fihaonana)

💥Tel : 034 06 425 93

Bonne année 2023 daholo eee...🥰Mirary taona feno Fahombiazana sy Fahalavorariana ho antsika rehetra izahay eto amin'ny Q...
12/01/2023

Bonne année 2023 daholo eee...🥰
Mirary taona feno Fahombiazana sy Fahalavorariana ho antsika rehetra izahay eto amin'ny Quincaillerie Ts'Yaro Imeritsiatosika.🥳🥳

Mandalova fa omenay fanomezana izay rehetra manjifa entana ato aminay amin'izao fiandohan'ny taona izao🥰👍💌🗓️

Salama daholo e☺️Efa tonga avokoa ny arrivage Ciment rehetra ho an'ireo izay nitady fa tsy nahazo ah😅Tongava fa alefa am...
27/09/2022

Salama daholo e☺️
Efa tonga avokoa ny arrivage Ciment rehetra ho an'ireo izay nitady fa tsy nahazo ah😅
Tongava fa alefa amin'ny vidiny mora hatrany ny antsika ny entana oh🌝
Adresse: Atsimotsena
Tel : 0325744434

Tongava maro eee☺️☺️☺️

Ho antsika izay mitady ny vokatra KAPCITongava fa efa misy ny rehetra ato- loko 777 isan'karazany 🎰🎨👑- MASTIC  (1Kg na 2...
23/08/2022

Ho antsika izay mitady ny vokatra KAPCI
Tongava fa efa misy ny rehetra ato
- loko 777 isan'karazany 🎰🎨👑
- MASTIC (1Kg na 2Kg) 🔍🔎
- FIBRE (1 kg) 👨‍💻
- Apres MASTIC, 👩‍💻
- VERNIS, 💅
- DURCISSEUR, 💪
-Etc...

MANDROSOA daholo ary eh !!!
☎️ : 034 06 425 93 / 032 57 444 34 😊👋

Address

Imerintsiatosika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Quincaillerie Ts'Yaro Imeritsiatosika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Quincaillerie Ts'Yaro Imeritsiatosika:

Share