12/06/2026
I CFA - Centre de Formation Artisanale I
FAMPIOFANANA ASA TANANA✂️🧵
Ho an'ireo tanora 17 hatramin'ny 25 taona , sahirana ka tsy nahavita nanohy ny fianarany, misokatra ny fisoratana anarana amin'ny Fampiofanana izay omen'ny Centre de Formation Artisanale eto amin'ny Association ASA.
Sampam-piofanana 7 hahitana ny: Broderie, Coupe et Couture, Vannerie, Maroquinerie, Marqueterie, Corne ary Plomberie no afaka hisafidianana.
📆Manomboka ny Alatsinainy 15 Jona ny fisoratana anarana ety amin'ny Centre de Formation Artisanale - Village St François Ampasanimalo ambony.
Ireto avy ny taratasy ilaina amin'izany:
✅Copie fohy 1
✅Certificat de résidence 1
✅Sary tapaka 1
🕗Ora fandraisana : 8 ora hatramin'ny 12 ora atoandro
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 034 49 910 30 na manatona mivantana ety amin'ny foiben'ny ASA ety Ampasanimalo.
‼️VOAFETRA NY TOERANA‼️