Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar

Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar ENY, HOFOANANTSIKA NY TIBERKILAOZY

MAIMAIMPOANA, TSY MISY SARANY NY FITILIANA SY NY FITSABOANA NY ARETINA TIBERKILAOZY😊😊
24/02/2026

MAIMAIMPOANA, TSY MISY SARANY NY FITILIANA SY NY FITSABOANA NY ARETINA TIBERKILAOZY😊😊

16/02/2026

TSAROVY FA MAIMAIMPOANA HATRANY ARY TSY MISY SARANY NY FITILIANA SY NY FITSABOANA NY TIBERKILAOZY😊😊

RELANCE DE L'APPEL A MANIFESTATION D'INTΓ‰RÊT DANS LE CADRE DE LA MISE EN OEUVRE DU PROJET:"PROGRESSIVE GEOGRAPHICAL ELIM...
13/01/2026

RELANCE DE L'APPEL A MANIFESTATION D'INTΓ‰RÊT DANS LE CADRE DE LA MISE EN OEUVRE DU PROJET:"PROGRESSIVE GEOGRAPHICAL ELIMINATION OF HIV and Tb in MADAGASCAR"

01/01/2026

πŸŽ‰ 1er Janoary 2026 – π€π‘π€π‡π€ππ€πˆππ€ 𝐍𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 π“π€πŽππ€ π•π€πŽπ•π€πŽ πŸŽ‰

πŸ’ Ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, eo ambany fitarihan-dRamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka π˜Ώπ™§. π™ˆπ˜Όπ™‰π˜Όπ™‚π™‰π˜Ό π™ˆπ™€π™£π™žπ™§π™–, sy ny mpiara-miasa akaiky aminy ary ny mpiasan'ny fahasalamana rehetra dia manolotra am-pitiavana ny fiarahabana feno haja ho an’ny vahoaka Malagasy, amin’izao Taona Vaovao 2026 izao.

🀲 Enga anie ity taona vaovao ity ho Taona feno fahasalamana sy firaisankina, ary hanamafy ny finiavana sy ny adidy masina iombonana ho an'ny Firenena ary ho an'ny vahoaka Malagasy.

πŸ‘₯ Miray hery isika, miara-miasa amim-pahavononana, miara mandray andraikitra hitondra fanovana maharitra.

πŸ’― 𝑴𝑰𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑰𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑯𝑢 𝑨𝑡'𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑢𝑽𝑨𝑡𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑨𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨.

30/12/2025
25/12/2025

πŸŽ„ 25 DESAMBRA 2025 : KRISMASY FENO FAHASOAVANA πŸŽ„

🎊 Ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, tarihin-dRamatoa Minisitra Dr. MANAGNA Monira, sy ireo mpiara-miasa aminy ary ny mpiasan'ny fahasalamana rehetra dia mirary Krismasy, feno fiadanana, fifaliana sy fahasalamana, ho an’ny vahoaka Malagasy tsivakivolo.

✨ Enga anie izao andron'ny Noely izao mba ho fotoana hanamafisana ny Firaisankina, hampiorenana ny soatoavina maha-olona ary hanohizana amim-pahavononana ny fanompoana ny vahoaka.

πŸ’― MIASA MIARAKA ISIKA HO AN’NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.

APPEL A MANIFESTATION D'INTΓ‰RÊT DANS LE CADRE DE LA MISE EN OEUVRE DU PROJET:"PROGRESSIVE GEOGRAPHICAL ELIMINATION OF HI...
10/12/2025

APPEL A MANIFESTATION D'INTΓ‰RÊT DANS LE CADRE DE LA MISE EN OEUVRE DU PROJET:"PROGRESSIVE GEOGRAPHICAL ELIMINATION OF HIV and Tb in MADAGASCAR"

😊ENY HOFOANANTSIKA NY TIBERKILAOZY😊
17/11/2025

😊ENY HOFOANANTSIKA NY TIBERKILAOZY😊

Address

Ex. Batiment IHS/ANALAKELY
Antananarivo
101

Telephone

+261346819554

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar:

Share

Category