05/07/2026
🇲🇬 PART 2 🔥 EFA TONGA INDRAY NY GILET DOUDOUNE! 🔥
Mangatsiaka ve? 🥶 Aza avela hangovitra ianao!
✨ Tonga indray ny Part 2 amin’ireo gilet doudoune tsara kalitao, ho an’ny vehivavy sy lehilahy.
💥 Vidiny manomboka amin’ny 7 000 Ar monja!
✔️ Mafana
✔️ Maivana
✔️ Lamaody
✔️ Mety amin’ny andavanandro na fivoahana
⚠️ Tsy mitovy ny modely sy ny habe, ka izay tonga aloha no mahazo safidy betsaka!
🔥 Mbola misy arrivage hafa eny an-dalana, koa araho hatrany ny pejy sao tara amin’ny modely tianao!
📩 Alefaso MP dieny izao raha te hamandrika.
📍 Manakara
❤️ Zarao amin’ny namanao sy ny fianakavianao mba samy hahita ny akanjo mafana amin’ny vidiny mora!
──────────
🇫🇷 PARTIE 2 🔥 LES GILETS DOUDOUNES SONT DE RETOUR !
Le froid est là… restez bien au chaud avec style ! ❄️
✨ Découvrez la Partie 2 de notre arrivage de gilets doudounes pour hommes et femmes.
💥 À partir de seulement 7 000 Ar !
✔️ Chauds
✔️ Légers
✔️ Tendance
✔️ Parfaits pour le quotidien
⚠️ Les modèles et les tailles sont limités : les premiers arrivés auront le plus de choix !
🚚 D’autres arrivages sont déjà en route, alors restez connectés pour ne rien manquer.
📩 Réservez dès maintenant par message privé.
📍 Manakara
❤️ Partagez cette publication pour en faire profiter vos proches !