30/04/2026
IZANY TOKOA VE ILAY ATAO HOE '' OUAIN'' E ? 🤣
Lasa “radar sakafo” mihitsy ny mason'ny sasany rehefa miandry plat ao amin’ny resto… 😭😂
Vao misy serveur mipoitra avy any, dia efa manamboatra pozy :
“Ah, tonga ny ahy.” 👀
Tsy mbola tonga eo akory izy dia efa : – ahisaka ny verre, omanina ny toerana, atao ilay tarehy hoe “apetraho eto tompoko” 😌🍽️
KANJO, nandalo moramora izy nankany amin’ny latabatra hafa. 😭
Mentionneo ilay namana tsy mahandry commande iny mihitsy, ilay ''OUAIN'' foana😌