E-Import Ntsika'

E-Import Ntsika' Votre partenaire pour réussir à l'export ✅
Nous vous accompagnons dans votre achat et paiement du fournisseur direct depuis la Chine 🇨🇳
(1)

22/05/2026

🔥🔥🔥

🔥🔥🔥
22/05/2026

🔥🔥🔥

❗❗ FALY IZAHAY REHEFA FALY NY MPANJIFA, VOARAY SOAMANTSARA NY ENTANA NAFARANA ❗❗MISAOTRA ANTSIKA MAZOTOA 😊
03/04/2026

❗❗ FALY IZAHAY REHEFA FALY NY MPANJIFA, VOARAY SOAMANTSARA NY ENTANA NAFARANA ❗❗

MISAOTRA ANTSIKA

MAZOTOA 😊

❗❗EFA AKAIKY NY FETY , TOLORY IPHONE MADAME❗❗Mirary tontolo andro feno fifaliana sy fahasalamana ho antsika rehetra     ...
02/04/2026

❗❗EFA AKAIKY NY FETY , TOLORY IPHONE MADAME❗❗

Mirary tontolo andro feno fifaliana sy fahasalamana ho antsika rehetra


Misaotra betsaka 😊

❗❗JIRO MAHAFAPO❗❗Vaovao tsara ho zaraina ho antsika mpanjifa, Nahatonga ✨panneaux solaires miaraka amin'ny kit complet ✨...
10/03/2026

❗❗JIRO MAHAFAPO❗❗

Vaovao tsara ho zaraina ho antsika mpanjifa,
Nahatonga ✨panneaux solaires miaraka amin'ny kit complet ✨izahay,

izay hahafahana mamatsy 10kva isan'andro ao an-trano ntsika e

Koa aza misalasala raha liana ary fa ho afa po soamantsara isika

Misaotra betsaka
Mazotoa

❗❗ MISAOTRA NY MPANJIFA ❗❗Voaray any mpanjifa any Toamasina soamantsara ny entana izay nafarany 😊Misaotra betsaka Mazoto...
25/01/2026

❗❗ MISAOTRA NY MPANJIFA ❗❗

Voaray any mpanjifa any Toamasina soamantsara ny entana izay nafarany 😊

Misaotra betsaka
Mazotoa daholo

❗❗ TAONA VAOVAO 2026, NDAO HITADY NY MAHASOA❗❗Tantara ho zaraina ho antsika mpanjifa amin'izao voalohany taona 2026 izao...
25/01/2026

❗❗ TAONA VAOVAO 2026, NDAO HITADY NY MAHASOA❗❗

Tantara ho zaraina ho antsika mpanjifa amin'izao voalohany taona 2026 izao,

Manàna fitokisana amin'ny fiaraha-miasa izay hatao rehetra fa tena mahalasa lavitra ,

Mpanjifa iray izay eny bypass eny ,efa nahazo teny fifanekena moa vao afaka nizara izao teto,

tranombarotra antsoina hoe " by-pass station" , rehefa tena tafaresaka izahay dia nikasa hanokatra tsena entana sinoa zareo , ary tanteraka anefa izany noho inona?
Noho ny Toky nisy taminay ,

Misaotra @ Mpanjifa e 😊 👍👍

Ndao hitady izay mahasoa ho an'izao voalahany taona izao ary, raha hanafatra entana any chine mety hahasoa sy hanome asa ny tsirairay dia vonona izahay,

Raha mila sauce sinoa, vary Sinoa, vinaigre Sinoa na pâte bulldak , thé glacé sinoa 😁, sns...

Dia Tongava ao bypass ao e

Misaotra betsaka
Mazotoa

❗❗ MIRARY KRISMASY SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA ❗❗
25/12/2025

❗❗ MIRARY KRISMASY SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA ❗❗

❗❗ MISAOTRA TAMIN'NY FITOKISANA ❗❗Afa-po tsara ny MpanjifaVoaray any soamantsara ilay presse huile 3-6kg/h😊Fifaliana ho ...
19/12/2025

❗❗ MISAOTRA TAMIN'NY FITOKISANA ❗❗

Afa-po tsara ny Mpanjifa
Voaray any soamantsara ilay presse huile 3-6kg/h😊

Fifaliana ho Anay ihany koa izany eo!

Mazotoa daholo
Misaotra betsaka

17/12/2025

Tracteur tsara be 😊

MAZOTOA



Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-Import Ntsika' posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category