20/03/2023
Hehehe c’est LUNDI ! aza kamokamo fa mahafinaritra be ity erinandro ity 😍 LE ZIG ZAG FOOD LE ROI DU STEAK 🙏🥰
ATAOTSIKA LIVRAISON GRATUIT DAHOLO NY COMMANDE REHETRA AMIN’IZAO MAMARAPARANA NY VOLANA IZAO (20 ~ 31 avril ) na ville na périphérique no misy anao 🙏
Aza milendalenda intsony fa tonga dia alefaso izany ny commande fa tsy misy otrizany ndray annnn😂
BEEFSTEAK CROKS + ACCOMPAGNEMENT au choix ( frites , pâte sèche ou légume sauté) + jus naturel concentré 🥰🥰🥰 prix tsy miova 25.000ar. Grand portion ampy olona roa 😁
Satisfait ou remboursé 😁