Acsqda Min Santé

Acsqda  Min Santé Ministère de la Santé publique
Ex Batiment pharmacie centrale Tsaralalana Antananarivo101
+261 20 22 263 25

24/05/2024
Fanentanana sy fanomezana toro-lalana isorohana ny fanapoizinana ara-tsakafo notontosain’ny ekipan’ny Ivon-toerana mpana...
26/03/2024

Fanentanana sy fanomezana toro-lalana isorohana ny fanapoizinana ara-tsakafo notontosain’ny ekipan’ny Ivon-toerana mpanara-maso ny kalitao ara-pahasalamana ny sakafo (ACSQDA) eo anivon’ny Ministeran’ny fahasalamana.
Ireo mpivarotra hani-masaka (gargote, hotely gasy,mpivarotra sakafo mandehandeha) teto amin’ny tananan’Antananarivo Renivohitra no nantsoina ka tao amin’ny boriborin-tany voalohany, faharoa, fahatelo ,fahadimy ary faha enina no nisitraka izany. Nahatratra 1365 ny certificats d’immatriculation nozaraina maimaimpoana tamin’ireo mpivarotra tonga.
Torak’izany koa ny natao tany amin’ny Kaomina Renivohitra Toamasina ka 501 tamin’ireo mpivarotra tonga no nozaraina maimaimpoana ny certificats d’immatriculation.
Mankasitraka ny ekipa!🙏🙏🙏

Mpiasan'ny fahasalamana hamerina indray an'i Madagasikara ho maitso mavana.Notanterahina ny _ febroary teo ny fambolenka...
12/02/2024

Mpiasan'ny fahasalamana hamerina indray an'i Madagasikara ho maitso mavana.Notanterahina ny _ febroary teo ny fambolenkazo izay notarihin'Andriamatoa Ministry ny fahasalamam-bahoaka ary nandray anjara mavitrika tamin'izany ny ekipan'ny ACSQDA.

15/01/2024
Tontosa soa amantsara ny fihaonambe Nasionaly ny mpiasan'ny fahasalamana ny 20-21-22 septembre 2023.Hetsika ara-panatanj...
25/09/2023

Tontosa soa amantsara ny fihaonambe Nasionaly ny mpiasan'ny fahasalamana ny 20-21-22 septembre 2023.
Hetsika ara-panatanjahatena maro,zumba,dihy ara-pombandrazana,ary fiarahana mifaly sy misakafo.
Nandray anjara mavitrika tamin'izany ny ekipan'ny ACSQDA.
Mankasitraka antsika rehetra
Any Mahajanga indray ny fihaonambe manaraka.

VAOVAON NY ACSQDA:Nandritran ny "CARAVANE MÉDICALE" MITONDRA NY ANARANA HOE "SAROBIDY NY AIKO" izay hetsika ara-pahasala...
22/03/2023

VAOVAON NY ACSQDA:
Nandritran ny "
CARAVANE MÉDICALE" MITONDRA NY ANARANA HOE "SAROBIDY NY AIKO" izay hetsika ara-pahasalamana dia nandray Anjara mavitrika tamin izany ny ACSQDA tamin ny alalan'ny fanentenana momba ny fahadiovana ara tsakafo sy ny fomba isorohana ny fahapoizinana ara tsakafo. Nahaliana ny mponina tokoa izany ka maro no nametraka fanontaniana sy nianatra ny BPHA, vahaoka manodidina ny 300 no nampianarina sy nentanina, ary nandritra izany dia nisy koa fisavana tampoka "inspection", ka gargote 60 Isa no voasava sy nasaina nanatsara fomba fiasa @ fitandroana ny fahadiovana.
akoatr izay,TSY DISO ANJARA TAMIN'NY FANDRAISANA ANJARA NY FANKALAZANA NY 8MARS KOA NY ACSQDA KA NANDRAY ANJARA TAMIN'NY DEFILE TAO ÀMIN'NY KIANJA BAREA.
Ankoatr izay : Nisy ihany koa ny fanamafisana ny fiaraha miasa tamin ny CRS ka Tonga nitsidika sy nanamafy ny fiaraha miasa @ ACSQDA ny ekipan ny CRS (Catholique Relief Service) namafisina tamin izany ny tsy maintsy hitondrovana ny antoka ara pahasalaman' ny sakafo izay zaraina.

23/12/2022
23/12/2022

Page ACSQDA

Address

Ex Batiment Pharmacie Centrale Tsaralalana Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261202226325

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Acsqda Min Santé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Acsqda Min Santé:

Share

Category