28/02/2024
Mbola misy ny tolotra azo hifampizarana ,
Toerana : Ambohimarina , Ambohidrano Andrefana Sabotsy Namehana
Velarany : 1000m2
Vidiny: 55 000ar / M2
Velarany : 1500 m2
Vidiny : 45 0000ar /M2
Velarany : 1500 m2
Vidiny : 70 000ar /m2
Taratasy : Titré borne
Tsara ho fantatra :
_ Tafiditry ny fiara
_ Toerana tsara hitoerana , tsara tontolo manodidina
_ Akaiky jiro sy rano
_ Tsara ny fandriampahalemana
_ Mahatazana vohitra maro
_ Azo anorenana avy hatrany
_ Efa tena mandroso
Fifandraisana : 0346994753