Ni. Soa Services

Ni. Soa Services Faites nous confiance pour vos commissions😊

Hafaliana be avy any Toamasina any. Hainareo ve hoe izy no client anay voalohany nandritra izay volana vitsivitsy nisina...
03/08/2023

Hafaliana be avy any Toamasina any. Hainareo ve hoe izy no client anay voalohany nandritra izay volana vitsivitsy nisinay izay?!
Satria ny témoignage-nareo ihany no doka ho anay mba hahatonga ny olona hatoky anay amin'ny asa izay ataonay sy hanampinay anareo koa.
Misaotra betsaka Mme nahatoky anay, mino izahay fa hitohy hatrany ny fiaraha-miasantsika😊
Ho an'ireo izay mbola tsy mahalala dia izahay dia mpanao eto Antananarivo ho anareo any amin'ny faritra, koa raha mahaliana anao izany dia aza misalasala miantso anay raha mila fanazavana fanampiny ianao.

Te ho afa-pahasahiranana ianao? Matahoatra nefa te hividy entana en ligne? Leo mpisoloky ato amin'ny Facebook? Misy enta...
25/04/2023

Te ho afa-pahasahiranana ianao? Matahoatra nefa te hividy entana en ligne? Leo mpisoloky ato amin'ny Facebook? Misy entana tianao ho vidina eto Antananarivo?
📣 Aza misalasala intsony fa eto izahay afaka manao ny anao. Alefanao aty aminay ny sarin'ny entana sy ny vidiny dia izahay no mividy azy aty ary mandefa izany any amin'ny taxi-brousse izay safidianao.
👉 Raha mila fanampy panazavana ianao dia antsoy ny laharana 0341721100 na mandefasa Mp aminay eh!😊

Leo mpisoloky ve ianao? Na matahotra anefa te hanafatra entana eto Antananarivo? Aza matahotra intsony fa efa eto izahay...
17/04/2023

Leo mpisoloky ve ianao? Na matahotra anefa te hanafatra entana eto Antananarivo?
Aza matahotra intsony fa efa eto izahay hanome fahafaham-po ho anao🥰
Izahay dia afaka manao ny anao ary mandefa izany any aminao.
👉Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia aza misalasala manontany ao amin'ny mp 📩

Miarahaba antsika rehetra👋 Izahay dia afaka manao ny   anao any amin'ny faritra ka mila entana eto Antananarivo. Maka iz...
15/04/2023

Miarahaba antsika rehetra👋
Izahay dia afaka manao ny anao any amin'ny faritra ka mila entana eto Antananarivo. Maka izay entana rehetra tadiavinao ary mandefa izany any amin'ny taxi-brousse 🚍🚛
👉Manomboka amin'ny 15.000ar ny commission anay ka arakarakin'ny habetsahan' ny entana izany.
Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia aza misalasala manontany ao amin'ny mp 📩

15/04/2023

Tongasoa eto amin'ny pejy 👋
Izahay dia faly manolotra ho anareo ny services misy ato aminay toy ny hoe manao ny " " anareo eto Antananarivo. Ho anareo any amin'ny faritra ka mitady entana ho amidy dia eto izahay vonona hanampy anareo ny amin'izany.
Ary mba hialana amin'ny mpisoloky sy ny mpamitaka dia eto izahay azonareo hametrahana fitokisana. Satria hifamelona isika fa tsy hifamono!

💥 Toy izao ary ny conditions raha maniry ny hiara hiasa aminay:
⚜️ Commandes:
🌸 Mila alefa farafaha keliny iray (1) andro mialoha ary ao alohan'ny 20h ny commandes.
🌸 Ireto avy no mila hita ao anatin'ny commande iray:
👉 Ny sarin'ny entana
👉 Ny isan'ny entana
👉 Ny vidin'ny entana
👉 Ny anaran'ny mpivarotra (raha fantatra)
👉 Ny toerana misy ny mpivarotra ny entana (raha fantatra)

⚜️ Livraison:
🌸 Izahay no manatitra ny entana eny amin'ny taxi-brousse na rapide service, .. araka izay safidin'ny clients.
🌸 Ny frais de livraison dia iantohan'ny clients tanteraka arakarakin'ny habehan'ny entana izany.

⚜️ Paiement:
🌸 Ny commission anay dia manomboka amin'ny 15.000ar ka arakarakin'ny sy ny habetsakin'ny entana izany.
🌸 Mila alefa Mvola mialohan'ny handehanana any amin'ny mpivarotra ny vola vidin'ilay entana rehetra.
🌸 Rehefa vita ny vao alefa ny commission
🌸 Alefa Mobile money Mvola amin'ny laharana 034 17 211 00 (Tsantamalala) ny vola rehetra.

Koa aza misalasala ary tompoko mametraka fahatokisana aminay 😊

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:30
Tuesday 09:00 - 18:30
Wednesday 09:00 - 18:30
Thursday 09:00 - 18:30
Friday 09:00 - 18:30
Saturday 09:00 - 00:00

Telephone

+261341721100

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ni. Soa Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category