Tranon' ny Tantsaha

Tranon' ny Tantsaha Vente de produit pour plantation et animaux

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona  #2026 ity ✨Ho taona feno fahombiazana ho antsika rehetra ane✨🥰 -nytantsa...
31/12/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona #2026 ity ✨
Ho taona feno fahombiazana ho antsika rehetra ane✨🥰
-nytantsaha

🎉🎉𝑷𝑹𝑶𝑴𝑶𝑻𝑰𝑶𝑵 𝒁𝑨𝑵𝑨𝑲'𝑨𝑲𝑶𝑯𝑶 🎉🎉NA ANDROANY ARY DIA AFAKA MISITRAKA PRIX PROMOTION AVY HATRANYAntsoy avy hatrany ireto laharan...
18/12/2025

🎉🎉𝑷𝑹𝑶𝑴𝑶𝑻𝑰𝑶𝑵 𝒁𝑨𝑵𝑨𝑲'𝑨𝑲𝑶𝑯𝑶 🎉🎉
NA ANDROANY ARY DIA AFAKA MISITRAKA PRIX PROMOTION AVY HATRANY
Antsoy avy hatrany ireto laharana ireto:
0341123453 - 0349554336 - 0345945520 - 0385357041 - 0342423928
Ho fisaorana antsika rehetra niara-dàlana tamin'ity taona ity dia manao promotion izahay amin'izao famaranana ny taona izao e😍😍

Mivarotra produits fanaovana serigraphie izahay an☺️ Blanc couvrant Base Teinte Plastisol Sensibilisateur Fixateur🔔🔔 Ton...
25/11/2025

Mivarotra produits fanaovana serigraphie izahay an☺️ Blanc couvrant Base Teinte Plastisol Sensibilisateur Fixateur
🔔🔔 Tongava manjifa
☎️0341123453

"Inona izany no mba azonay ampiasaina hanatsarana sakafon'ny fiompianay❓❓"👇Ireo misy karazany maro azo ampiasaina👇🐥CMV p...
16/07/2025

"Inona izany no mba azonay ampiasaina hanatsarana sakafon'ny fiompianay❓❓"
👇Ireo misy karazany maro azo ampiasaina👇
🐥CMV porc, poulet de chair, vache laitière
🐷Boosta porc sy poulet de chair
🐰Mamboly hena porc, poulet de chair, bitro,...

🤗Tongava manjifa fa ho afa-po ianao🤗
☎️0341123453

👉Ho anao mpanao SÉRIGRAPHIEAzonao jifaina ato amin'ny Tranon' ny Tantsaha avokoa ireto:✔️Blanc couvrant✔️Base neutre✔️Te...
15/07/2025

👉Ho anao mpanao SÉRIGRAPHIE
Azonao jifaina ato amin'ny Tranon' ny Tantsaha avokoa ireto:
✔️Blanc couvrant
✔️Base neutre
✔️Teinte noir, jaune, rouge, vert, bleu,...
✔️Plastisol noir, jaune, rouge, vert, blanc,...
✔️Fixateur
✔️Sensibilisateur
✔️....
☎️0341123453

🌡Efa disponible ny LAMPE CHAUFFANTE amin'izao andro mangatsiaka izao 🌡️❌Tandremo fa anisan'ny mahafaty ny akoho kely ny ...
14/07/2025

🌡Efa disponible ny LAMPE CHAUFFANTE amin'izao andro mangatsiaka izao 🌡️
❌Tandremo fa anisan'ny mahafaty ny akoho kely ny hatsiaka be loatra❌
'Ndao ary hampiasa lampe chauffante e
☎️0341123453

Sahirana mitady Sakafom-biby ve?Hitanao ato aminay koa anie ny PROVENDE AGRIVAL e✔️Mandeha an-tsinjarany✔️Mandeha amin'n...
11/07/2025

Sahirana mitady Sakafom-biby ve?
Hitanao ato aminay koa anie ny
PROVENDE AGRIVAL e
✔️Mandeha an-tsinjarany
✔️Mandeha amin'ny gony

☎️0341123453
👍Anisan'ny miantoka ny vokatry ny fiompiana ny sakafo ka safidio ny tsara indrindra e👍

Manao livraison ve ianareo❓❓✔️Eny tompoko, manao livraison izahay.❌Tsy misy livraison gratuite fa arakaraky ny toerana h...
10/07/2025

Manao livraison ve ianareo❓❓
✔️Eny tompoko, manao livraison izahay.
❌Tsy misy livraison gratuite fa arakaraky ny toerana hatrany ny frais de livraison an❌
❌Tsy misy ora fixe hanaterana commande fa miankina amin'ny fahatongavan'ny commande sy ny disponibilité an'ny livreur ny fanaterana entana❌
🙏Misaotra anareo mpanjifa hatrany 🙏
'ny_tantsaha

⬇️⬇️𝐋𝐀𝐂𝐓𝐎-𝐑𝐄𝐌𝐏𝐋𝐀𝐂𝐄𝐔𝐑⬇️⬇️🌟🐖𝐒𝐨𝐥𝐨𝐧-𝐝𝐫𝐨𝐧𝐨𝐧𝐨 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐛𝐲 𝐟𝐢𝐨𝐦𝐩𝐲🐮🌟🤔Tsy ampy ve ny rononon-dreny?🤔Mety hoe maty mihitsy ilay ...
05/06/2025

⬇️⬇️𝐋𝐀𝐂𝐓𝐎-𝐑𝐄𝐌𝐏𝐋𝐀𝐂𝐄𝐔𝐑⬇️⬇️
🌟🐖𝐒𝐨𝐥𝐨𝐧-𝐝𝐫𝐨𝐧𝐨𝐧𝐨 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐛𝐲 𝐟𝐢𝐨𝐦𝐩𝐲🐮🌟

🤔Tsy ampy ve ny rononon-dreny?
🤔Mety hoe maty mihitsy ilay biby tokony hampinono?

🎉LACTO no vahaolana🤗
🌟Feno otrikaina mahasalama
🌟Misoroka ny olan'ny fandevonan-kanina
🌟Mora karakaraina
🌟Mora tsinjaraina

0341123453☎️
👉Manatòna ny point de vente akaiky anao
📍Esplanade Analakely eo ampitan'ny pharmacie Razafimandranto
📍Ambodihady route digue ampitan'ny mpanao capitonnage
📍Antohomadinika trois chemin akaikin'ny atody
📍Ambalabako Ambatondrazaka

🤔Inona ilay manakana anao tsy hanana ohatran'izao ?🤩👉Ato amin'ny Tranon' ny Tantsaha  anie misy : 🌟MASOMBOLY🌟ZEZIKA🌟FANA...
16/05/2025

🤔Inona ilay manakana anao tsy hanana ohatran'izao ?🤩

👉Ato amin'ny Tranon' ny Tantsaha anie misy : 🌟MASOMBOLY
🌟ZEZIKA
🌟FANAFODY
🌟FITAOVANA REHETRA MOMBA NY FAMBOLENA
🎁Vidiny mirary dia mirary.
🎁 Mbola mahazo torolàlana sy torohevitra maimaimpoana ianao rehefa ato aminay.

🙄Ka inona intsony ary no andrasana?
👍Tsy voatery manana toerana malalaka be
👍Sady fialamboly no fahafinaretan'ny maso
👍Sakafo ho an'ny mpianakavy
👍Fanodinana ny fako plastika

Aza misalasala manatona ny point de vente akaiky anao na MP eto amin'ny pejy:
Point de vente Tranon'ny Tantsaha
📍Esplanade Analakely ampitan'ny Pharmacie Razafimandranto
📍 Ambodihady Route digue ampitan'ny mpanao moto sy capitonnage
📍Antohomadinika trois chemin ampitan'ny WC public
📍 Ambalabako Ambatondrazaka
📞Contact: 0341123453

❌Vakio tsara fa aza dinganina❌🔔Misy karazana VITAMINE sy ANTIBIOTIQUE VITAMINÉS ISANKARAZANY amin'ny vidiny mirary ato a...
14/05/2025

❌Vakio tsara fa aza dinganina❌
🔔Misy karazana VITAMINE sy ANTIBIOTIQUE VITAMINÉS ISANKARAZANY amin'ny vidiny mirary ato aminay🔔
🐔🐓🐥 Misy ho an'ny akoho rehetra : poulet de chair, akoho gasy, akoho mpiady, mpanatody lava, sns...
🐖🐮🐑 🐰Misy ho an'ny kisoa, omby, ondry, bitro, sns..
🐕🐈🐶 Misy ho an'ny saka, alika, sns..

🌟Manampy be amin'ny fitomboana
🌟Manampy ny hery fiarovana amin'ny aretina, hatsiaka, hafanana be loatra
🌟Manatsara famokarana atody sy taranaka
🌟Manala rarin- tsaina na stress aorian'ny vaksiny, fanadalovan'ny aretina, fifindran-toerana, fanalana kankana, hamandoana, sns...

Ireto avy ny Point de vente Tranon'ny Tantsaha
📍Esplanade Analakely ampitan'ny Pharmacie Razafimandranto
📍 Ambodihady Route digue ampitan'ny mpanao moto sy capitonnage
📍Antohomadinika trois chemin ampitan'ny WC public
📍 Ambalabako Ambatondrazaka
📞Contact: 0341123453

'Ndao karakaina ny biby fiompy e👍

Aiza daholo indray ianareo tia mikarakara fambolena ?💐Actifleur🌿Activert🍋ActifruitAzonao jifaina ato amin'ny Tranon'ny T...
08/05/2025

Aiza daholo indray ianareo tia mikarakara fambolena ?
💐Actifleur
🌿Activert
🍋Actifruit
Azonao jifaina ato amin'ny Tranon'ny Tantsaha koa ireo an🤗

Point de vente Tranon'ny Tantsaha
📍Esplanade Analakely ampitan'ny Pharmacie Razafimandranto
📍 Ambodihady Route digue ampitan'ny mpanao moto sy capitonnage
📍Antohomadinika trois chemin ampitan'ny WC public
📍 Ambalabako Ambatondrazaka
📞Contact: 0341123453

Address

Trois Chemins Antohomadinika
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261341123453

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tranon' ny Tantsaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tranon' ny Tantsaha:

Share

Category