Formation vente en ligne

Formation vente en ligne Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Formation vente en ligne, Contractor, Antananarivo.

Fampianarana boost  en salle, ny sabotsy 18mars ho avy zao indray ,etsy mahamasina kianjan'ny Barea  BOOST PAGE, RESEAUX...
12/03/2023

Fampianarana boost en salle, ny sabotsy 18mars ho avy zao indray ,etsy mahamasina kianjan'ny Barea
BOOST PAGE, RESEAUX SOCIAUX, et BUSINESS EN LIGNE, ASA EN LIGNE (afaka ataonao vadin'asa)

Formation hoan’ny olona rehetra izay te hanana asa, te hiasa tena, mpanao "VENTE EN LIGNE", te hampiroborobo ny varotra, tontolon’ny internet, activités isan-karazany, clip, vidéo, ...

TSY MAINTSY MAHAY VAO MIALA

Fampianarana anao hifehy tanteraka ny boost page/publication A jusqu’à Z:

✅ Technique ahazoana client betsaka kokoa (technique de vente)
✅ Ciblage client avancé
✅ COMPTE VERIFIE
✅ COMPTE RESTREINT
✅ Page professionnelle
✅ Campagne publicitaire
✅ REPONSE AUTOMATIQUE
✅ BOOST INDISPONIBLE
✅ Règles publicitaires
✅ Carte visa (fangalana azy, fampiasana, fanaovana paiement sy ny limite de paiement)
✅ Miaraka @ ny tontolon’ny business en ligne rehetra ahafahanao manana asa na vadin’asa, mampivelatra ny business nao.
Hisy support video sy pdf hozaraina amin’ny faran’ny formation.

1)Formation à domicile : izahay no manatona anao amin’ny fotoana izay mampalalaka anao.
- Frais de formation : 30.000 Ar
- Faharetany : 3h

2)Formation en salle : Toerana MAHAMSINA EST ( akaikin'ny kianja ny Barea)
- Frais de formation : 10.000 Ar
- Faharetany : 3h

3)Formation en ligne : Videos amin'ny teny gasy
manazava amin’ny antsipirihany ny boost page sy ny business en ligne. + Suivi
- Frais de formation : 10.000 ar
- Transfert Mp

NB: Mandray boost manomboka amin'ny 8.000Ar

TSY MAINTSY MAHAY VAO MIALA

📱Tel : 034 11 379 92

12/03/2023

Formation vente enligne

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation vente en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category