28/02/2026
🔴 Certificat international GRATUIT (00ar)🎉
Efa tafiditra anaty programme "EF SET Group Testing" ankehitriny ny TEFL Services ka dia afaka mikarakara sessions d'examens international izay atao eo anivon'ny "EF SET". Izy io moa dia examen hahazoana certificat reconnu international misy "scores" izay mitovy tanteraka amin'ny TOEFL/TOEIC/IELTS...
✅ Natao ho anao hianatra na hiasa any ivelany mila certificat reconnu international.
👉 Misy karazany roa ny Examens azonao atao :
🔹2 Modules (Reading & Listening)
⏳ Durée : 50 minutes
🔹4 Modules (Reading, Listening, Writing, Speaking)
⏳ Durée : 90 minutes
‼️ Certificat mivoaka eo no eo ‼️ Minitra vitsy aorian'ny fahavitanao ny examen.
MP avy hatrany raha liana te hisitraka ianao tompoko 🫶