Manasa Lamba service

Manasa Lamba service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manasa Lamba service, Contractor, Ampefiloha, Antananarivo.

10/02/2026

Salama daholo e😌 efa hiverina indray izahay eto @ masa lamba service. Misy fiovana Kely 🤩.
Aza miala lavitra intsony 🙏☺️

21/12/2023

"Une journée sans rire est une journée perdue." Charlie Chaplin.
😄 Savez-vous que pour une bonne santé mentale, le rire est indispensable ?
😁 Alors, avez-vous déjà rigolé depuis votre réveil ?

́mentale

📷 Association canadienne pour la santé mentale - Filiale de Saguenay

28/09/2023

Miarahaba antsika rehetra ☺️☺️

Ireto avy ary tompoko ny tsara ho fantatra mahakasika ny servicenay.
Ho antsika manana lamba maloto rehetra
👉1- Ohatrinona ?
Akanjo : sarany 300 ar na kely na lehibe, manify na matevina (50 pièces minimums)
Veste : 400 ar
Fonon'ondana = 300 à 400 ar par pièces
Serviette : 1 000 à 1 500 ar
Rideaux, nappe de table = 300 à 3500 ar par pièces ( arakaraky ny habeny sy ny hateviny )
Drap, housse une place = 500 ar
Drap, housse 2 place = 1 000 ar
Fonona kidoro une place = 1 000 ar
Fonona kidoro 2 places = 2 000 ar
Couvre lit, plaide, bodofotsy, couette = 1 500 à 6 000 ar (arakaraky ny habeny sy ny hateviny
👉2- Hafiriana no mijanona aty ny lamba ?
30 ora izany hoe iray andro sy tapany eo eo no hitazomanay ny lambanao.
Raha sanatria ka Tapaka lavareny ny jiro (Délestage) na avy tsy mitsahatra ny orana dia mampandre anareo foana izahay satria tena mbola miankina tanteraka amin'ireo ny asantsika.
👉3- Fomba fikirakirana ny lamba ?
Ianao tompoko no misafidy ny fomba anasana ny lambanao na amin'ny machine na sasana tanana.
Ranon'ny mpaompy ihany no ampiasaina
Pasohana amin'ny fer à repasser courant.
Tsy net à sec fa manasa amin'ny rano.
👉4- Ahoana raha may ?
Fer à courant anti-adhésif no ampiasaina dia tsy mampiraikira, tsy misy atahorana tompoko.
👉5- Ramassage sy livraison
Afaka tonga dia manatitra ny lamba aty aminay ianareo nefa afaka maka sy manatitra ihany koa izahay amin'ny sariny 3 000 ar (sady maka no manatitra io sarany io). Miova kely kosa izy io raha mivoaka kely ny ville no misy anao.
👉6- Isan'ny lamba afaka aterina
Minimum : 50 isa.
Raha maro ny lamba tokony ho sasana dia miteny mialoha tompoko.
👉7- Andro fiasana
Miasa 6 jours / 7 izahay.
Faritana mialaha ny andro hampasanao lamba raha mety anaovana ny abonnement.
Miteny 2 na 1 jour mialoha raha ampanasa lamba ianao.
👉8- Ahoana no atao raha hihiditra ho "abonné" isan-kerinandro ianao
Omena anay ny andro safidinao hanasana ny lambanao.
Omena ny toerana mazava raha toa ka tsy afaka ny anatitra azy ianao.
Omena ny contact téléphonique mandeha.
👉9- Paiement
Tonga izahay dia miaka manisa ny lamba miaraka amin'ny client.
Omena ny client ny "facture" mifandraika amin'ny isan'ny lamba.
Ho entinay ho sasana ny lamba.
Tonga izahay manatitra ny lamba afaka 30 ora.
Miaraka manerina manisa ireo lamba.
Mandoa ny vola saran'ny service ny client.
👉10- Inona no tsy ataonay
Manasa kiraro sy poketra.
Manasa lamban-jaza na lamban'olon-dehibe misy "c**a".
👉11- Ireo tolotra
Karakarainay mitokana daholo ny lamban'ny client tsirairay manomboka amin'ny fanangonana, ny fanasana, fanamainana, fipasohana, fitoerany ary ny fanaterana azy ireo.
Asa voakaly sy atao am-pitiavana be .
Le client est roi.
Afaka mifampiresaka tsara aminay na an-tarobia na mivantana.
Mandray soson-kevitra avy amin'ny olona rehetra hatrany.
👉12- Contact, adresse exact, Facebook
Tel : + 261 34 72 632 64
Andresse : Ampefiloha batiment P ambadiky ny immeuble misy ny super U.
Facebook : Manasa Lamba Service (page)

Aza misalasala ary tompoko ny anantona anay fa vonona ny anome anareo ny tsara indrindra avy aminay izahay. 😉😉
Ny hanao izay mahafam-po anareo tompoko no tanjonay. 😊😊

Mbola ho avy tsy ho ela ny tolotra ho an'ireo izay efa mpanjifa mahatoky ny servicenay, koa manasa anareo anaraka tsy tapaka ny page. 😉🫵👊👊

Mankasitraka indrindra tompoko 😃☺️☺️☺️.

Izahay ihany koa dia mivarotra adoucissant @ vidiny mirary😱 misy parfum 3, manitra tsara 🥰7000ar monja 😊😍
17/09/2023

Izahay ihany koa dia mivarotra adoucissant @ vidiny mirary😱 misy parfum 3, manitra tsara 🥰
7000ar monja 😊😍

13/09/2023

OIIEEE OOOIIEEEEE 🙂🙂
Ireto avy ary ny prix fanasana lamba tompoko (efa tafiditra ny pasoka annn 😉😉)
Akanjo : sarany tokana 300 ar na kely na lehibe, manify na matevina (50 pièces minimums)
👉Serviette, fonon'ondana = 300 à 400 ar par pièces
👉Rideaux, nappe de table = 300 à 3500 ar par pièces ( arakaraky ny habeny sy ny hateviny )
👉Drap, housse une place = 500 ar
👉Drap, housse 2 place = 1 000 ar
👉 Fonona kidoro une place = 1 000 ar
👉 Fonona kidoro 2 places = 2 000 ar
👉 Couvre lit, plaide, bodofotsy, couette = 1 500 à 6 000 ar (arakaraky ny habeny sy ny hateviny
👉 Sarany fangalana sy fanaterana ny lamba raha eto Antananarivo ville dia 3 000 ar. Miova kely kosa izy io raha mivoaka kely ny misy antsika.
Afaka tonga dia atérinareo ihany koa ny lambanareo an!!!!

Contact 034 72 632 64

😃Marihina hatrany fa 30 h hatreo ampangalana azy no hitazonanay ny lambanao hatramin'ny fanaterana azy.

Manansa antsika ary handray anjara sy ametraka ny fitokisana aminay fa tsy andiso fanantenana anareo izahay ato amin'ny Manasa Lamba Service. 😉😉🙂🙂

Mba ho fanomezana fahafaham-po ho antsika mpanjifa dia misy ny tolotra ho an'ireo izay client fidèle eto amin'ny Manasa Lamba Service.
Raha mihoatra ny 3 volana ny fiaraha-miasatsika dia afaka atao ny mandoha ny saran'ny service isam-bolana. 👌👌

Mbola ho avy ny tolotra manaraka fa manaraha hatrany ny pagetsika eeeeee 🫶👍👍👍

Mitomboa hasina tompoko

13/09/2023

MANASA LAMBA SERVICE
Etsy ange e!!!!
Ry mponin'Antananarivo sy ny manodidina.
Sahirana mitady mpanasa lamba atokisana ve ianao ?
Leo mandany vola savony, rano, sy vovon-tsavony ?
Leo ny familafilan'ny mpanasa lamba ?
Nefa sahirana aman'draharaha ?
Misy vahaolana ho anao ity
Misokatra ho antsika manomboka izao ny MANASA LAMBA SERVICE.
Izahay dia manao ny asa rehetra mahakasika ny lamba hatramin'ny fakana, fanasana, fipasohana ary fanaterana ny lambanao.
Marihina hatrany fa tsy miantoka savony sy rano intsony ianao
Tsy miaraka sasana amin'ny lamban'olona ny lambanao
Asianay adoucissant mba ampalefaka ny lambanao
Lamba vita pasoka sady manitra tsara no livréna any
Amarinina tsara ny lamba alaina sy ny lamba haterina
Ianao no misafidy raha tianao ho sasana na machine ny lambanao.
Ireto avy ireo afaka sasanay : Tee-shirt, pull, jean, chemise, robe, jupe, pantalon.... Couette, tapis, rideaux, blouson, kiraro ....
Téléphone : 034 72 632 64
Afaka mifanerasera ao ihany koa isika ann. Manasa anareo andray anjara ary. Mirary soa ho atsika rehetra.

Address

Ampefiloha
Antananarivo

Telephone

+261347263264

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manasa Lamba service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manasa Lamba service:

Share

Category