MACIA Construction

MACIA Construction Madagascar Construction : Ingénierie_Architecture

Projet : Immeuble R+3 sis à MahitsyTongasoa eto amin'ny page MACIA Madagascar. Ho ampafantarinay mian-dàlana eto hoe iza...
13/01/2025

Projet : Immeuble R+3 sis à Mahitsy

Tongasoa eto amin'ny page MACIA Madagascar.

Ho ampafantarinay mian-dàlana eto hoe iza moa izahay satria raha efa herin-taona nisiana, dia tapakevitra fa hozarainay eto amin'ny tambazotra ny vokatry ny asanay.

Ka ity projet ity no voalohany atolotray anareo, appartement iray lehibe type F5 :
Surface bâtie = 82 m2

Étude et conception architecturale no anjara asanay teto, ary mbola miandry ny réalisation izay ho avy tsy ho ela.

Eto dia mankasitraka antsika sahady amin'ny fizarana ary raha liana amin'ny asa tananay ianao dia afaka manantona amin'ny hafatra miafona na miantso ny laharana : +261 34 40 935 65 / +261 34 70 997 93

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MACIA Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share