LogisTsiky Madagascar

LogisTsiky Madagascar LogisTsiky Madagascar 💛
Votre partenaire de livraison
☎️038 86 936 05☎️. Whatsapp📌

05/03/2026

👉Cliente tampotampoka eo: Atero ety Fenoarivo alakamisy avant 12h ilay entana fa ilainay eo ampihinanam-bary😅🥹
👉Livreur:🚴‍♀️🛵🛵🥹

🫶Satria LogisTsiky dia tsy adino ny Tsikitsiky🫶

Maraindraina teny amin'ny faritra teny 🫶 Natao am-pitiavana foana. Mirary soa antsika rehetra Tompoko🫶
28/02/2026

Maraindraina teny amin'ny faritra teny 🫶 Natao am-pitiavana foana. Mirary soa antsika rehetra Tompoko🫶

Takarivan'ny taona vaovao ato an-trano androany 🎊🫶Mirary taona feno fahombiazana hoantsika rehetra😍🫶LogisTsiky mbola von...
05/01/2026

Takarivan'ny taona vaovao ato an-trano androany 🎊🫶

Mirary taona feno fahombiazana hoantsika rehetra😍🫶

LogisTsiky mbola vonona hatrany⏰📞

Joyeux Noël à tous❤️🎊 Mirary fety sambatra feno fifaliana sy fiadanam-po hoantsika rehetra ny Ekipa 🫶⏰
25/12/2025

Joyeux Noël à tous❤️🎊 Mirary fety sambatra feno fifaliana sy fiadanam-po hoantsika rehetra ny Ekipa 🫶⏰

Votre partenaire de livraison, à chaque instant.🫶🚲 Livraison rapide📦 Récupération efficace🛵 Moto & vélo pour mieux vous ...
26/11/2025

Votre partenaire de livraison, à chaque instant.🫶

🚲 Livraison rapide
📦 Récupération efficace
🛵 Moto & vélo pour mieux vous servir

🛑🚨Ho fitsinjovana hatrany ny entana mila tonga amin'ny lera, sy ny henjikenjika iaraha-mahalala eto andrenivohitra dia m...
13/11/2025

🛑🚨Ho fitsinjovana hatrany ny entana mila tonga amin'ny lera, sy ny henjikenjika iaraha-mahalala eto andrenivohitra dia miezaka mitady hevitra hatrany ny Ekipan'ny LogisTsiky mba ho fanamoràna ny fivezivezena etsy sy eroa! 😊

📌Manomboka eto izany dia tsara ny mampafantatra antsika fa ho tsaratsara kokoa nohon'ny teo aloha ny fiaraha-miasa 🫶 misokatra hatrany ihany koa hoan'ireo maniry ny fiaraha-miasa vaovao❤️ àry tsy handiso fanantenana anao 🫶

"Le bonheur à la bonne heure" 🫶

Nohon'ny zava-misy eto amin'ny firenena Malalantsika ity dia nihato kely aloha ny service eto amin'ny LogisTsiky Madagas...
26/09/2025

Nohon'ny zava-misy eto amin'ny firenena Malalantsika ity dia nihato kely aloha ny service eto amin'ny LogisTsiky Madagascar androany 26septambra 2025 mba ho fitandrovana hatrany ny entantsika sy ny Livreur mandehandeha eny amin'ny faritra rehetra eny! iaraha-mahalala ny fandrobana sy ny fitaintainana ilomanosana ao anatin'ny korontana! 🇲🇬🇲🇬

🇲🇬

🛑Entana alefa faritra🛑Ho an'ny entana alefa faritra manokana dia nataonay mpiara-miasa ato amin'ny LogisTsiky Madagascar...
12/09/2025

🛑Entana alefa faritra🛑

Ho an'ny entana alefa faritra manokana dia nataonay mpiara-miasa ato amin'ny LogisTsiky Madagascar laharam-pahamehana ny fandefasana ny coordonnées ara-potoana, izay misy ny laharan'ny mpamily sy ny laharan'ny fiara mitondra azy. Alefa amin'ny client izy io mba ahafahany:
-Manaraka mivantana ny entana mandritra ny dia.
-Mba ahafahany mahafantatra ny koperativa miandraikitra izany (na amin'ny safidiny manokana na tsia)🚌
-Mamantatra ny ora mety ahatongavan'ny entana any amin'ny toerana tokony alehany.⏱️

Mba hisian'ny filaminan-tsaina moa matetika dia afaka misafidy ny koperativa tiany andefasana ny entany na ny mpividy na ny mpivarotra. Ary na aiza na aiza eto andrenivohitra ny toby fiantsonan'ny mpitatitra iantefan'izany safidy izany dia vonona hanatitra ny entanao hatrany ny Ekipantsika 🤗

"Le bonheur à la bonne heure" 😊

☎️038 86 836 05☎️ Whatsapp📌


🛑 Tsotra kely ny fitsipi-dalao antsika🛑Alefanao aty aminay androany alohan'ny amin'ny 11ora alina fotsiny ireto lisitra ...
07/09/2025

🛑 Tsotra kely ny fitsipi-dalao antsika🛑

Alefanao aty aminay androany alohan'ny amin'ny 11ora alina fotsiny ireto lisitra voatonona ireto dia ho afaka ny fahasahirananao ny ampitso🛑

1-Ny toerana anaterana ny entantsika 📪
Ny laharan'ny finday ahazoana ilay olona handray ny entantsika ☎️
2-Ny ora voatondro raha misy (tsara kokoa raha fotoana mielanelana adin'ny iray ny ora. Oh: 1ora-2ora tolak'andro) 🕔
3-Ny vidin'ny entantsika tokony horaisin'ny "Livreur" 💰

Miandry ny tatitra momban'ny "livraison" no sisa anjaranao ny ariva 🙏

Koa aza manahy ny ny ampitso àry! Fa aleo ny Ekipan'ny LogisTsiky Madagascar iahy azy"

Antsoy izahay Fa ho valiana ianao
☎️038 86 936 05☎️ Whatsapp 📌

Alefaso àry ilay liste an'ilay entantsika fa androany hariva dia efa mandeha ny fandrindràna ny fampandehanan-draharaha ...
10/08/2025

Alefaso àry ilay liste an'ilay entantsika fa androany hariva dia efa mandeha ny fandrindràna ny fampandehanan-draharaha rahampitso eh! Ny tsara kokoa hatrany 😊 Mirary soa antsika dia mirary herinandro henika fahasoavana sahady Tompoko😊🙏

☎️0388693605☎️


Andao isika mba iaraka ilalao fa efa elaela izay tsy nisy an'izany eh 😅🛑Ianareo mandefa Lisitra dia izahay mameno rappor...
05/08/2025

Andao isika mba iaraka ilalao fa efa elaela izay tsy nisy an'izany eh 😅

🛑Ianareo mandefa Lisitra dia izahay mameno rapport hoe Livré 🛑

Amin'ilay azo antoka sy tsy manahirana eh!

Ko tsy ndeha.. 😅


Address

Antananarivo
101

Telephone

+261388693605

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LogisTsiky Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LogisTsiky Madagascar:

Share

Category