Haja Mikalo Kabary

Haja Mikalo Kabary Ito pejy ito dia natokana hifaneraseran-tsika namana sy olona izay mila Mpikabary Matihanina.Na an-kafaliana izany na an-karatsiana.Na koa mila torohevitra.

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haja Mikalo Kabary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Haja Mikalo Kabary:

Share

Category

HAJA MPIKALO KABARY

TANORA MANANDRATRA HATRANY NY SOATOAVINA MALAGASY

Ito pejy ito dia natokana hifaneraseran-tsika namana sy olona izay mila Mpikabary na an-kafaliana izany na an-karatsiana.Na koa mila torohevitra. Manao ny zavatra rehetra mifandraika amin'ny Kabary. Tanora anefa manana talenta sy traikefa ny tenako satria efa folo toana nikabariana. Ary efa nampitambatra olona amanjatony. Mikabary amin'ny fangataham-bady,famoahana zazavavy hanambady,fahoriana,famadihana...manao ny asa na "Maitre de cérémonie sy modérateur" amin'ny lanonana mihaja ireny koa. Afaka mikabary amin'ny teny frantsay ihany koa raha misy mila izany.