Rina Élec Service

Rina Élec Service Spécialiste en installation & dépannage électrique pour particuliers et entreprises. Intervention rapide, service professionnel et fiable.

19/08/2025
⚡ ANTI-DÉLESTAGE ⚡Leo  ve ianao amin’ny jiro tapaka lava sy tsy milamina ❌?👉 Amin’izao fotoana izao dia tena ilaina ny r...
19/08/2025

⚡ ANTI-DÉLESTAGE ⚡
Leo ve ianao amin’ny jiro tapaka lava sy tsy milamina ❌?
👉 Amin’izao fotoana izao dia tena ilaina ny rafitra anti-délestage mba hahazoana herinaratra tsy tapaka, na dia mandritra ny délestage aza.

✅ Mety tsara ho an’ny trano, birao, boutique
✅ Miasa ho azy rehefa tapaka ny jiro
✅ Azo atao “personnalisé” arakaraka ny filàn’ny tsirairay

☎️ Antsoy izahay na manorata hafatra raha mila fanazavana sy preventif / devis maimaimpoana.

📸 Asa vitan'ny Rina ELEC Service – ToamasinaMijery amin’ny antsipiriany ny fametrahana ny fantsona sy boaty éléctrique. ...
27/07/2025

📸 Asa vitan'ny Rina ELEC Service – Toamasina

Mijery amin’ny antsipiriany ny fametrahana ny fantsona sy boaty éléctrique. Ny kalitao sy ny filaminana no zava-dehibe aminay. 🔧⚡

➡️ Raha manorina trano ianao, na manavao système électrique, dia aza misalasala mifandray aminay!

📍Miasa aty Toamasina sy manodidina izahay.

📞 Mifandraisa mivantana ato amin’ny pejy na amin’ny finday ho an’ny devis sy fanazavana fanampiny.

24/07/2025

👋 [Tongasoa eto amin'ny pejy ofisialy an'ny RINA ELEC SERVICE !]

Manolotra tolotra manokana izahay amin’ny : 🔌 Installation électrique (trano, boutique, entreprise)
💡 Réparation sy dépannage haingana
⚙️ Installation tableau, prise, éclairage LED

🛠️ Miasa haingana, madio ary azo antoka!

➕ Miantso anay amin'ny 📞 0345015794
📍 Miasa manerana an’i Tamatave sy manodidina ary am faritra hafa

👉 Aza misalasala mifandray, Rina ELEC

Merci de liker & partager ny pejy

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rina Élec Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category