MadShip Courrier & Colis

MadShip Courrier & Colis Envois rapides et sécurisées de Courrier & Colis depuis Madagascar vers l'Europe. Votre partenaire pour des livraisons à moindre coût, simples et rapide.

MadShip Courrier & Colis 🚚📦

Manampy anao handefa colis sy entana any ivelany, tsotra sy azo antoka. Ho an’ny particuliers, mpivarotra Facebook & WhatsApp, ary PME.

📩 Alefaso message dia hazavainay tsikelikely.

11/02/2026

🇲🇬 Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI teto Madagasikara, indrindra tany Toamasina sy ireo faritra maro voakasika, MadShip Courrier & Colis dia maneho firaisankina sy fiombonam-po amin’ireo fianakaviana rehetra tratran’ny loza.

🇫🇷 Suite au passage du cyclone GEZANI à Madagascar, notamment dans la région de Toamasina, MadShip Courrier & Colis exprime son soutien sincère aux familles et aux communautés impactées.

En ces circonstances éprouvantes, nous pensons particulièrement aux personnes touchées ainsi qu’aux acteurs locaux mobilisés sur le terrain.

MadShip reste engagé pour assurer, dans la mesure du possible et en toute sécurité, la continuité des services de transport et de livraison.

19/01/2026

Ny fandefasana colis tsirairay dia manan-danja. 📦Na kely na lehibe ny colis, raisinay am-pitandremana. MadShip — mandefa amin’ny fo, mandefa am-pahatokisana.

16/01/2026

Matetika sarotra ny fandefasana colis mankany ivelany 😕Fahatarana, tsy mazava ny dingana, ary ahiahy maro…Saingy misy vahaolana ✅MadShip manamora ny fandefasana colis avy eto Madagascar mankany amin’izao tontolo izao, amin’ny fomba mazava sy azo itokisana.Olana → VahaolanaMadShip — mandefa mora, mandefa am-pahatokisana.

10/01/2026
10/01/2026

Mandefa colis avy eto Madagascar mankany ivelany ve ianao? 📦✈️Amin’ny MadShip, mora sy mazava ny fandefasana.Araho ny dingana • Araho ny colis • Matokia ny serivisyMadShip — mandefa mora, mandefa am-pahatokisana.

09/01/2026
Safidio MadShip,Haingana ny fandefasana 📦Azo antoka ny entana, voaaro sy misy assuranceTracking an-tserasera amin’ny lah...
06/01/2026

Safidio MadShip,
Haingana ny fandefasana 📦
Azo antoka ny entana, voaaro sy misy assurance
Tracking an-tserasera amin’ny laharana tokana omena aorian’ny dépôt 🔍
Livraison à domicile hatrany amin’ny mpandray 🚚
Support réactif hanampy anareo amin’ny dingana rehetra.

MadShip, fitokisana voaaro, serivisy tsy tapaka ✈️

🌏 www.madshipcourrier.online

01/01/2026

𝐌𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐓𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐒𝐚𝐦𝐛𝐚𝐭𝐫𝐚 🎆
Misaotra isika tamin’ny fitokisana sy fiaraha-miasa nandritra ny taona 2025.
𝐌𝐚𝐝𝐒𝐡𝐢𝐩 dia manohy hatrany mampifandray an’i 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐄𝐨𝐫𝐨𝐩𝐚 ✈️, amin’ny serivisy:

📦 𝐅𝐚𝐦𝐞𝐭𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐜𝐨𝐥𝐢𝐬 eny amin’ny toerana fandraisana (𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐩𝐨 & 𝟔𝟕𝐇𝐚, 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨)
🔍 𝐓𝐫𝐚𝐜𝐤𝐢𝐧𝐠 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 amin’ny alalan’ny laharana tokana omena aorian’ny dépôt
🚚 𝐋𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐚̀ 𝐝𝐨𝐦𝐢𝐜𝐢𝐥𝐞 hatrany amin’ny mpandray
Entana tsirairay dia tantananay amin’ny 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚, sy 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐞-𝐩𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚.

Ho taona feno fahombiazana ho antsika rehetra ity taona vaovaoity, mankasitraka amin’ny fiaraha-miasa maharitra.

𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 🎇MadShip dia nanohy nanome tolotra 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚, 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐨𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 ho an’n...
31/12/2025

𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 🎇
MadShip dia nanohy nanome tolotra 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚, 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐨𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 ho an’ny fandefasana entana avy eto Madagasikara mankany 𝐄𝐨𝐫𝐨𝐩𝐚 (in-3 isan-kerinandro).
Na andro fety aza, mijanona ho 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐤𝐚 ny serivisy: fametrahana entana eny amin’ny toerana fandraisana (𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐩𝐨 & 𝟔𝟕𝐇𝐚), fanomezana 𝐥𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐜𝐤𝐢𝐧𝐠 ahafahana manara-maso an-tserasera, ary fanaterana mivantana any an-trano hatrany amin’ny mpandray.
Entana tsirairay dia tantananay amin’ny andraikitra feno.

𝐌𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐟𝐞𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐢𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚.

🌐​ www.madshipcourrier.online
📞038 53 567 91
📍Cité civile Ambohipo

𝐉𝐨𝐲𝐞𝐮𝐱 𝐍𝐨𝐞̈𝐥 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐩𝐚𝐫𝐭 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐝𝐒𝐡𝐢𝐩.En cette période de fêtes, nous restons engagés pour connecter Madagascar et l’Europe...
24/12/2025

𝐉𝐨𝐲𝐞𝐮𝐱 𝐍𝐨𝐞̈𝐥 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐩𝐚𝐫𝐭 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐝𝐒𝐡𝐢𝐩.
En cette période de fêtes, nous restons engagés pour connecter Madagascar et l’Europe avec un service logistique fiable, sécurisé et traçable.
𝐃𝐞𝐮𝐱 𝐩𝐨𝐢𝐧𝐭𝐬 𝐝𝐞 𝐝𝐞́𝐩𝐨̂𝐭 𝐚̀ 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 : Ambohipo et 67Ha Nord Ouest.
Après validation, un 𝐧𝐮𝐦𝐞́𝐫𝐨 𝐝𝐞 𝐬𝐮𝐢𝐯𝐢 𝐮𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 vous est transmis pour suivre votre colis en ligne jusqu’à sa livraison à domicile.

Parce qu’en période festive, vos envois méritent la même attention que vos cadeaux les plus précieux.

𝑀𝑎𝑑𝑆ℎ𝑖𝑝 – 𝐶ℎ𝑎𝑞𝑢𝑒 𝑐𝑜𝑙𝑖𝑠 𝑐𝑜𝑚𝑝𝑡𝑒, 𝑜𝑢̀ 𝑞𝑢’𝑖𝑙 𝑣𝑜𝑦𝑎𝑔𝑒.

🌐​ www.madshipcourrier.online

📦 AHOANA NO FANDEFASANA COLIS MIARAKA AMIN'I MADSHIP ?Tsotra ary aingana 👇Mifandray amin'ny message na mivantana na mian...
21/12/2025

📦 AHOANA NO FANDEFASANA COLIS MIARAKA AMIN'I MADSHIP ?

Tsotra ary aingana 👇
Mifandray amin'ny message na mivantana na miantso → Dépôt → Suivi → Livraison → Colis tonga

📍 2 Points de dépôt : Cité civile Ambohipo & Cité 67Ha Nord Ouest
📩 Alefaso message dia hazavainay tsikelikely.

Address

Cité Civil Ambohipo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MadShip Courrier & Colis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category