11/12/2025
☕️------ FANAMBARANA -------☕️
🌱Arahaba ry tia Cafe rehetra !🌱
👉Noho ny antony manokana dia hikatona aloha ny CAFE CONNECT Antanivao ny Asabotsy izao.
👉Miverina indray ny tolotra rehetra ny Alatsinainy 15 desambra.
Misaotra foana amin'ny fahatokisana sy ny fanjifàna !