Dépôt de Médicaments et vente des matériels médicaux

Dépôt de Médicaments et vente des matériels médicaux Vente en gros et détail des médicaments, produits cosmétiques, fourniture de bureau

Joyeux anniversaire 💐💐
17/10/2025

Joyeux anniversaire 💐💐

Izahay ekipa rehetra dia :Miray fo, miara-ory amin'ireo fianakaviana rehetra mana-manjo amin'izao andro manjombona izao....
17/06/2025

Izahay ekipa rehetra dia :
Miray fo, miara-ory amin'ireo fianakaviana rehetra mana-manjo amin'izao andro manjombona izao.
Mankahery anareo fianakaviana manontolo.

05/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Randriamino z'Af, Anja Ramanitriniaina, Joël Rakotomalala

Miarahaba antsika rehetra tratr'izao Asaramanitra izao Mirary fety finaritra e
26/06/2024

Miarahaba antsika rehetra tratr'izao Asaramanitra izao
Mirary fety finaritra e

Amin-kafaliana no iarahabanay antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao 2024  izao.Ho taom- pahombiazana sy feno faha...
01/01/2024

Amin-kafaliana no iarahabanay antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao 2024 izao.
Ho taom- pahombiazana sy feno fahasalamana omban'ny fitahian'ilay Ray Tsitoha anie ity taona ity
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra Tompoko

Miarahaba antsika rehetraEfa tonga ny fitaovanaMatériel médicalKit etudiant- boite à pansement- stéthoscope obstetricale...
23/10/2023

Miarahaba antsika rehetra
Efa tonga ny fitaovana
Matériel médical
Kit etudiant
- boite à pansement
- stéthoscope obstetricale de pinard
- tensiomètre
- thermomètre
- metre ruban
Gestogramm- gants
Afaka manao commande
Tel : 0345152116

CHOUX FLEURS-Ireo singa hita ao aminy:Riche en fibre Vitamines B1,2,3,5,6,9Vitamine CVitamine EVitamine K1Potassium Calc...
04/10/2023

CHOUX FLEURS
-Ireo singa hita ao aminy:
Riche en fibre
Vitamines B1,2,3,5,6,9
Vitamine C
Vitamine E
Vitamine K1
Potassium
Calcium
Magnésium
- Ireo zava-tsoa azo avy aminy
1- Anti inflammatoire
2- Anti oxydant
3- Tsara hoan'ny lalan-dra ao am fo
4- Miaro am AVC
5- Mampihena tosi-dra, mampidina tension
6- Mampidina tahan'ny siramamy ao ra
7- Manala tavy
8- Miaro am CANCER
9- Manampy am fandevona-kanina, azo ohanin'ny marary vavony
10- Manampy ny fitadidina
11- Manamafy ny taolana
12- Mampikorina tsara ny ra ao am lalan-dra
Atao loka, hanamboarana pizza, atao soupe, atao m**o
Tokony tsy mihoatra ny 15 mn no mahandro azy fa manjary very ireo vitamines ao aminy ireo

Misaotra an'Andriamanitra lehibe noho ny fitantanany nandritra izay 10 taona zayMisaotra antsika rehetra mpianatra, Mpan...
03/09/2023

Misaotra an'Andriamanitra lehibe noho ny fitantanany nandritra izay 10 taona zay
Misaotra antsika rehetra mpianatra, Mpanabe, ray aman-dreny, havana aman-tsakaiza, mpiaramiasa sy ireo mpiara-miombon'antoka rehetra.
Misaotra antsika tamin'ny fanohanana, ny torohevitra
Mbola maniry koa raha maniry fanohanana sy Fiaraha-miasa amintsika hatrany izahay
Mankasitraka e
03 septembre 2013- 03 septembre 2023
IFSM 10 TAONA
Aza adino : efa misokatra ny fisoratana anarana eto amin'ny IFSM 67 Ha en face Ekar Maria Manjaka, ampitan'ny tsena n'ny coum
IFSM Arivonimamo trano kambana mavokely ampitan'ny fitotoambary Morafeno Sud, lalana mankany amin'ny travaux
IFSM Fenerive Est Mahavelonkely lalana mankany amin'ny Masera
Tel 0345152116- 0342721809
Ny IFSM dia mifandray amin'ny CSMA sy ny dépôt de médicaments.
Maro tamin'ireo mpianatra tao amin'ny IFSM no miasa eny anivon'ny CSMA sy ireo dépôt de médicament rehetra

25/05/2023
Formation des dépositaires de médicaments
06/05/2023

Formation des dépositaires de médicaments

Address

Arivonimamo, 67 Ha, Itaosy, Fenerive Est
Arivonimamo

Telephone

+261334322655

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dépôt de Médicaments et vente des matériels médicaux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dépôt de Médicaments et vente des matériels médicaux:

Share

Category