21/10/2023
Salama antsika jiaby eto Nosy-Be !
Ny Orinasa VARY GAS'de Nosy-Be dia afaka mamatsy Vary Gasy hoan'ny :
- Tokatrano
- Orinasa (Sakafo hoan'ny mpiasa)
- Mpivarotra( Magasin grande surface)
NB: Vary Gasy madio, tsy misy Vato Tonga de vonona.
Tél : 0327142849 / 0339425361