28/05/2025
Bonjour... Misy tany amidy eny Anosy.
Titré Borné misoratra @ olona 2 Mpivady.
400m2 ny refiny.
Accessible.
Efa misy poteau Jirama eo akaikiny.
Prix efa natao mora be.
Mp s'il vous plaît.
Contact: 034 70 880 07