19/06/2026
Ndao eee ! Vita ary ny asa eee !!! 🎊🎊
Misaotra tamin'ny fahatokisana nomenareo Ary e 👋
💢 Visible sur Majunga ilay trano hoan'izay MBA te hanao visite
Tsy miova hatrany ny laharana azaona anay fa vonona ny hanangana ny tranonao iany koa izahay 😊
☎️ 0329930717
WhatsApp 0348930717