01/10/2023
A.S.C de Nosy-Be Dia Orinasa iray manana ny traikefa eo amin'ny resaka fividianana sy famatsina (Achats et Approvisionnements) entana isankarazany hoan'ny olo-tsotra na ireo Orinasa eto Nosy-Be sy ny manodidina.
Ireto avy ny tolotra ao aminy:
•Fisafidianana ny kalitao ny entana sy ny mpivarotra ividianana azy.
•Fividianana entana eny amin'ny mpivarotra.
•Ary ny fanaterana ny entana eny amin'ny mpanjifa.
=>Ny fepetra:
Ny kaomady raisinay eto aminy ASC de Nosy-Be dia manomboka eo amin'ny 500.000Ar miakatra ankoatrin'ny sarany fitaterana.
=>Ireto tolotra rehetra ireo dia amin'ny sarany 10% ny vidiny entana sy sarany fitaterana.
Aza misalasala ary raha misy fanazavana fanampiny ny miantso ny laharana:
032 71 428 49 na 033 94 253 61.
"Ny fahafaham-po ny mpanjifa no voalohany indrindra"