16/10/2024
Ny Bus Ă Haut Niveau de Service (BHNS), âBuswayâ na âtrambus,â dia rafitra fitaterana bus mahomby izay manome sampandraharaha mitovy aminâny âtramwayâ, fa kosa aminâny vidiny mora kokoa. Noho ny lĂ lana natokana ho azy, ireo toeram-piantsonana voarindra ary ny fatra-pisianâny bus, dia mihatsara ny hafainganam-pandeha.
Ny fametrahana âbuswayâ eto Madagasikara dia mety ho vahaolana mahomby hanamafisana ny fitaterana an-tanĂ n-dehibe. Aminâny tanĂ na toa anâAntananarivo, izay ahitana fitomboanâny mponina sy fitohananâny fifamoivoizana, dia afaka manatsara ny fivezivezena ho anâireo Malagasy anâarivony ny busway, aminâny fanomezana serivisy tsara aminâny vidiny mirary. Na izany aza, ilaina ny lalana malalaka sady tsara kalitao ary lĂ lana ampy sakany handraisana ireo lalana atokana, izay mety ho sarotra ho anâny faritra tery na tsy voakarakara feno lavaka.
âââââXâââââ
Le Bus Ă Haut Niveau de Service (BHNS), âBuswayâ ou âtrambusâ est un systĂšme de bus performant, offrant un service de qualitĂ© similaire au tramway Ă moindre coĂ»t. GrĂące Ă des voies rĂ©servĂ©es, la prioritĂ© aux feux, des arrĂȘts amĂ©nagĂ©s et une frĂ©quence Ă©levĂ©e, il amĂ©liore la rapiditĂ©, le confort et lâaccessibilitĂ©.
La mise en place dâun busway Ă Madagascar pourrait constituer une solution pertinente pour renforcer les transports urbains. Dans des villes telles quâAntananarivo, oĂč la densitĂ© Ă©levĂ©e et la congestion chronique requiĂšrent des mesures pour allĂ©ger le trafic, un busway permettrait dâamĂ©liorer la mobilitĂ© de milliers de Malgaches en offrant un service de qualitĂ© Ă coĂ»t raisonnable. Cependant, cette implantation nĂ©cessite des infrastructures routiĂšres en bon Ă©tat et des voies suffisamment larges pour accueillir des couloirs dĂ©diĂ©s, ce qui pourrait poser des dĂ©fis dans les zones urbaines Ă©troites ou mal entretenues.